Anketa – Toliara mitaky ny fameranana ny lakan-drano ny fokonolona
Nametraka sora-baventy sy naneho ny tsy fahafaliany manoloana ny biraon’ny fokontany ny mponina ao amin’ny fokontany Anketa, ny 20 febroary teo, noho ny fanampenan’ ny ramatoa iray ny lakan-drano...
View ArticleAdala mirenireny : loza mitatao amin’ny fiarahamonina
Midaroka tampoka amin’ny hazo, mamelaka teha-maina, misintona ny sakafo eny an-tanàn-jaza, mandona mafy be, mitabataba, mandrora….. Ampahany amin’ny fihetsika ataon’ireo adala mirenireny eto...
View ArticleSZM : nifandray tetsy Mahamasina ireo skoto
Nomarihina omaly tetsy Antsahamanitra ny Andro eran-tany ho an’ny skotisma. Maherin’ny 2.500 ireo skoto zazalahy sy zazavavy ary ankizy avy eto Antananarivo sy ny manodidina tonga nanotrona ny fotoana....
View ArticleInfractions au code de la route : deux permis retirés définitivement
Opérationnelle depuis presque un an, la « Commission de retrait de permis de conduire » intervient afin que le respect du code de la route par les automobilistes circulant dans la capitale soit...
View ArticleViolence envers les femmes : un individu armé arrêté à Tsaralalàna
Une histoire d’amour a failli tourner au vinaigre, très tôt hier matin, dans le centre-ville d’Antananarivo quand une fille dévêtue a voulu sauter de l’étage du bâtiment d’un hôtel pour échapper à son...
View ArticleUsurpation de fonction : trois individus appréhendés à Manakara
La police a appréhendé trois individus en possession d’une carte professionnelle, appartenant à un prétendu directeur de cabinet au sein de l’Assemblée nationale. Ils avaient tenté d’extorquer une...
View ArticleAssociation Marao : 135 livres au CEG à Farafangana
Le manque de livres est un des obstacles auxquels les enseignants des établissements scolaires publics, surtout ceux qui exercent en milieu rural, doivent affronter, pour mettre à jour et améliorer le...
View ArticleBetroka : informatisation dans les communes
Les 22 communes composant le district de Betroka ont été dotées de matériel informatique complet et de panneaux solaires par le député Jean Nicolas Randrianasolo, élu de la circonscription. L’objectif...
View ArticleVehivavy roa voasambotra : fromazy lany daty 644 baoritra mbola namidy teny...
Mbola hitan’ny polisy tao an-tranon’ireo vehivavy roa ny fromazy lany daty sady efa simba tanaty baoritra miisa 644 nandritra ny fisavana ny tranon’izy ireo, ny alakamisy teo. Amidin’izy ireo 1200 Ar...
View ArticleToamasina : tratra nanendaka ireo jiolahy vao avy nigadra
Tsy mety fay mihitsy ! Mpanendaka telo lahy no indray voasambotry ny polisin’ny Commissariat Central Toamasina, ny herinandro teo tao Tanambao fahadimy Toamasina. Mbola tratra tany amin’izy ireo ny...
View ArticleNy zanany sy ny vinantony ihany no nahavanon-doza… : maty novelesina hazobe...
Olam-pianakaviana, noho ny resa-pasana sy vola, niafara tamin’ny vonoan’olona ity nitranga, teny Fierenana, Anjozorobe, herinandro vitsivitsy lasa izay. Ny zazany roalahy sy ny vinantony ihany no...
View ArticleSekoly FJKM Tsitohaina : namatsy ny mpianatra 320 Rtoa Andriantsitohaina Ginette
Mitsinjo hatrany ny mpianatra ao amin’ny FJKM Tsitohaina Rtoa Andriantsitohaina Ginette sy ny vadiny. Faly ny mpianatra nitondra sakafo sy kilalao. Nahatsiaro ireo mpianatra ao amin’ny sekoly FJKM...
View ArticleTsararafa sy Ambatolampy : notoloran’ny Marao boky ny CEG
Nanolotra boky amin’ny teny malagasy sy anglisy 135 ho an’ny CEG, ao amin’ny kaominina Anosy Tsararafa sy Ambatolampy, distrikan’i Farafangana ny Association Marao. Manampy betsaka ny mpanabe ny...
View ArticleTsy fandriampahalemana : notafihin’ny jiolahy i Dadafara Hiragasy
Ny asabotsy hifoha alahady teo, notafihin’ny jiolahy mahatratra 6 ny trano fonenan’i Dadafara Hiragasy (Dadafara Lt Production) etsy Ambodin’Isotry. « Namaky ny varavarana sy nanao amboletra ny telo,...
View ArticleConcours d’agents paramédicaux : 1399 candidats, 4 admis
En attendant la proclamation officielle des résultats du concours pour le recrutement d’agents paramédicaux en tant que fonctionnaires, leur niveau de formation a été fortement critiqué par les membres...
View ArticleHôpital Tsaralalàna : la Star au chevet des enfants malades
Le groupe Star vient de renouveler son engagement en faveur des enfants de moins de quinze ans, malades et traités à l’hôpital mère-enfant de Tsaralalàna. La convention de partenariat, datant de 2011 a...
View ArticleDébat interuniversitaire : «Le pouvoir des mots»
Le bureau océan Indien de l’Agence universitaire de la francophonie (AUF) organise, avec ses partenaires (Alliances françaises d’Antsirabe, de Fianarantsoa et de Toliara et les associations d’étudiants...
View ArticleAlaotra : lutte contre le changement climatique
La région Alaotra-Mangoro a marqué le début de la lutte contre le changement climatique par un atelier régional interministériel tenu à Ambatondrazaka. Outre les débats sur le thème du séminaire, les...
View ArticleProjets de développement : les principaux concernés mal considérés
D’après le président du cabinet Conseil et recherches d’actions pour le développement communautaire (Cradec), Philippe Emmanuel Rakotoarison, la principale source du blocage économique est la...
View ArticleEcole FJKM Tsitohaina : des jouets et friandises aux 320 élèves
Les regards des quelque 320 élèves scolarisés au sein de l’Ecole FJKM Tsitohaina sise à Ambohijanahary-Antehiroka se sont illuminés de joie et de bonheur lorsque leur bienfaitrice était venue sur les...
View Article