Transport en commun : la qualité des services laisse à désirer
Les services offerts par les véhicules de transport en commun dont les taxis-be, moyens de locomotion les plus usités dans la capitale et ses périphéries ne satisfont pas aux besoins des usagers. Pour...
View ArticleFitaizana zaza kamboty Ambohipanasina Anosiala : notafihan’ny jiolahy 10,...
Masera iray no naratra mafy, ka voatery naiditra hopitaly, rehefa nodarohan’ireo andian-jiolahy, nanafika ny toby fitaizana zaza kamboty, eny Ambohipanasina, Ambohidratrimo, ny alarobia alina teo....
View ArticleMilaza ho mahatafavoaka fiara ao amin’ny port : lehilahy iray voasambotry ny...
Saron’ny polisy ekonomika teny Alarobia Amboniloha, ny talata 16 febroary 2016 lasa teo ny lehilahy iray voarohirohy ho mpisoloky sady mpanao hosoka. Milaza ho mahatafavoaka fiara ao amin’ny...
View ArticlePasitera Rasendrahasina Lala : « Misy ambadika politika ireny...
Nitondra valin-kafatra. « Fanosoram-potaka ireny an-gazety ireny. Miseho koa izany fa efa hanova ny mpitantana ny eo anivon’ny FJKM ka tsy mahagaga. Misy mpanao politika sasany te hampiditra ny olony...
View ArticleAmbohimangakely : fiara 404 bâchée nifandona tamin’ny kamiaobe
Samy naratra ny mpamily ! Nifandona teny Andranovao Tetezamby Ambohimangakely pk 11+400 ny kamiaobe iray sy fiara 404 bâchée iray , omaly antoandro tamin’ny 11 ora. Araka ny fanazavana voaray avy any...
View ArticleAmbalavao Isotry : sarotra ny mifehy ireo 4’mi hanaraka ny fitsipika
Iray volana latsaka izay no nampiantranoina ireo 4’mi, tsy manan-kialofana, etsy amin’ny centre MadCap teo aloha, Ambalavao Isotry. Nahatratra 93 ireo fianakaviana indray nampidirin’ny minisiteran’ny...
View ArticleFiahiana : betsaka ny tetikasa ho an’ireo fianakaviana maniry ny hivoatra
Mitentina 71 tapitrisa Ar mahery ny saram-panavaozana ny toerana, etsy Ambalavao Isotry raha ny tatitra nataon’ny minisiteran’ny mponina. Betsaka ny tetikasa kasaina hatao ao an-toerana, kanefa tsy...
View ArticleFandidiana katarakta : mpitsabo sivy voaofana amin’ny MSICS
Nahazo ny taratasy manamarina ny fahavitan’ny fiofanany ny dokotera mpandidy maso sivy omaly, teny amin’ny HJRA. Nianatra momba ny fomba fandidiana amin’ny teknika vaovao ny katarakta MSICS izy ireo....
View ArticleCommunauté musulmane : actions sociales à Mananara Avaratra
Le partenariat signé entre la commune urbaine de Mananara Avaratra et la communauté musulmane de la section « Fikambanana silamo malagasy » (FSM) locale s’avère bénéfique à la population. Cette...
View ArticleMalnutrition chronique : une situation inquiétante pour le pays
« Avec 47% des enfants de moins de 5 ans atteints de malnutrition chronique, la moitié de la population malgache serait économiquement improductive dans 20 ans », prévenait jeudi dernier le responsable...
View ArticleLutte contre la cataracte : sortie de médecins spécialistes
La sortie de la première promotion de médecins spécialistes en technique de petite incision, dans les opérations de cataracte, a eu lieu hier à l’HJRA Ampefiloha. Cela en marge du lancement du...
View ArticleJOCV : 50 ans au service du développement
Le programme des volontaires japonais pour la coopération à l’étranger (JOCV) célèbre le 50è anniversaire de sa présence à travers le monde dont à Madagascar. Le premier envoi de volontaires japonais...
View ArticleArrondissements Tana : chasse aux marchands de rues
L’assainissement des rues de la capitale se poursuit. Comme prévu, les opérations s’étendent progressivement aux autres arrondissements. Après avoir expulsé les marchands informels qui tenaient...
View ArticleAmbohimangakely : un camion a fauché une camionnette
Plus de peur que de mal lors du combat de « Goliath contre David » entre un semi-remorque et une camionnette, hier, sur la RN 2 à Ambohimangakely. Devant livrer sa cargaison à une unité industrielle de...
View ArticleBefasy : Deba et Vincent tués par le fokonolona
L’autodéfense villageoise constituée par la solidarité du fokonolona reste encore efficace dans certains cas de grand banditisme en zone rurale. Deba et Vincent, deux voleurs qui ont risqué leur peau...
View ArticleMelaky : réhabilitation de la RN1 Bis
La région Melaky est en train de prendre son essor, des décennies après l’indépendance nationale. Par la force des choses, en effet, la compagnie pétrolière Madagascar Oil, opérant dans la zone...
View ArticleLozam-pifamoivoizana – Anjomakely : nifandrotehan’ny olona ny entana...
Tsy gisitra amin’ny zava-mitranga ny mpanararaotra. Nifandrotehan’ny olona nanatri-maso sy nahita ny loza nihatra tamin’ity kamiaobe iray, tapaka ”frein” ary nivarina an-tanimbary, tetsy Anjomakely,...
View ArticleNikasa hisoloky 40 tapitrisa Ar : noraisim-potsiny ireo telo lahy nisandoka...
Noraisim-potsiny! Voasambotry ny mpitandro filaminana tao Manakarabe, ny 19 febroary 2016 teo ireo telo lahy nisandoka ho Dir Cab-n’ny Antenimieram-pirenena. Nikasa haka vola mitentina 40 tapitrisa Ar...
View ArticleHolafitry ny mpisolovava : « Mbola mafimafy ny kolikoly eny amin’ny fitsarana »
« Irahantsika mahafantatra ny filazana sy fanazavan’ny rafitra sy tomponandraikitra samihafa miasa eto amintsika: mbola mafimafy ihany ny resaka kolikoly amin’ny fitsarana eto Madagasikara. Milaza...
View ArticleTanamakoa Toamasina : polisy nandrahona olona tamin’ny basy tao anaty karaoke
Io indray ! Nandrahona olona tamin’ny basy tao anaty karaoke iray ao Tanamakoa, ny herinandro teo ny polisy roa lahy samy miasa ao Tanambao Bazarikely Toamasina. Araka ny fanazavana voaray, avy niasa...
View Article