Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tamin’ity taona 2019 ity, tany Toamasina: zandary efatra naiditra am-ponja,...

Nambaran’ny kaomandin’ny vondron-tobim-paritra Atsinanana, ny Kly Ranaivoarison Théodule, hatrany fa tsara ny vokatra ho an’ny vondron-tobim-paritry ny zandarimaria Atsinanana raha ity taona 2019 ity....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tao anatin’ny roa volana farany: nahazo vahana ny sinto-mahery, jiolahy 85...

Araka ny antontanisa nomen’ny sampandraharaha misahana ny fampitam-baovao eo anivon’ny polisim-pirenena (Sicri), nahazo vahana ny sinto-mahery tao anatin’ny roa volana farany (oktobra sy novambra 2019)...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hatsaraina hanaraka fenitra: 436 ny akany fandraisana ankizy tsy misy mpiahy

Misy tetikasa vaovao hanatsarana ny kalitaon’ny toeram-pandraisana ankizy eny amin’ny akany (Quapem) hanaraka ny fenitra napetraky ny minisiteran’ny Mponina sy ny fenitra iraisam-pirenena. Iarahan’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mialoha ny faran’ny taona : mpampianatra 700 hahazo fifanarahana momba ny asa

Nanomboka niasa omaly ny « guichet unique » ho an’ny fandraisana mpampianatra Fram ho mpiasam-panjakana araka ny vina napetraky ny filoha.  Araka ny famaritana tao anatin’ny tetibolam-panjakana taona...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Famahana olana amin’ny oniversite: haloa mialoha faran’ny taona ny...

  Tsy mbola tara? “Hovitaina mialoha ny faran’ny taona ny fanefana ny vatsim-pianaran’ny mpianatra. Sambany tao anatin’ny 10 taona no mba afaka manefa izany manontolo ao anatin’ny taom-pianarana iray,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Niharan’ny sazy henjana: gadra an-terivozona 10 taona ilay nanolana...

Efa ankizivavileky roa no niharan’ny herisetra tamin’ny alalan’ny fanolanana vao sarona ity lehilahy iray, tao amin’ny kaominina ambanivohitr’I Mahambo, distrikan’i Fenoarivo Atsinanana. Henjana ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Enseignement supérieur : le Seces s’en prend au ministre

La tension s’est un peu calmée à Ankatso. Cependant cette situation n’est que temporaire à en juger la détermination des enseignants et étudiants à poursuivre leur bataille jusqu’à satisfaction de...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

RSE – Cnaps : Clin d’œil à l’endroit de Les Orchidées blanches

Double cérémonie chez Les Orchidées blanches à Androhibe. Ce centre spécialisé dans la prise en charge du handicap mental a marqué avant-hier la Journée internationale des personnes en situation de...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Approvisionnement en eau : la station de Mandroseza en cours d’extension

La résolution des problèmes liés à l’approvisionnement en eau dans la capitale et ses environs se poursuit. Parmi les mesures pérennes prises dans ce sens figure l’extension de la station de traitement...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ecole pénitentiaire d’Antetezambaro : Mise à jour des modules de formation

Un atelier de mise à jour des modules de formation initiale des élèves de la section agent pénitentiaire s’est tenu à l’Ecole nationale de l’administration pénitentiaire (Enap) d’Antetezambaro...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Boeny – Energie domestique : 96,5% des ménages utilisent le bois

96,5% des ménages de la région Boeny utilisent encore le bois comme source de combustion avec 72% de charbon de bois et 28% de bois de feu avec une consommation de 478 m3 par an, dont 78% proviennent...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Antsalovana – FAAMI : nouvelles orientations du fokontany

Les donnes ont changé au niveau du fokontany d’An­tsa­lo­vana FAAMI, An­tana­narivo I, depuis le 30 octobre. Du 16 au 31 décembre, les habitants d’Antsalovana FAAMI vont bénéficier de la gratuité de la...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Toamasina : trois bandits abattus

Une fusillade entre les éléments de la gendarmerie et un groupe de malfaiteurs a éclaté dans le quartier d’Antanandava, Toamasina, dans la nuit d’avant-hier. Les bandits ont tenté de s’emparer d’un...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Andriba – RN4 : un accident fait un mort et 18 blessés graves

Un accident spectaculaire s’est produit à Andriba (RN4) dans la nuit d’avant-hier. Le bilan fait état d’un mort et de 18 blessés graves. A quelques jours des fêtes de fin d’année, la série d’accidents...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vatovavy Fitovinany   : 272 personnes  arrêtées

Le commandant de compagnie de la gendarmerie de la région Vatovavy Fitovinany a présenté le bilan de l’année en matière de sécurité. Concernant l’acte de banditisme, il a constaté une baisse cette...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ankatoky ny fety: manamafy ny fandriampahalemana ny Tafika malagasy

Nohamafisina ny fitandroana ny filaminana amin’izao ankatoky ny fetin’ny Krismasy sy hiandrasana ny taona vaovao 2020 izao. Mandray anjara mavitrika amin’izany ny eo anivon’ny Tafika malagasy,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanimbana fananam-bahoaka-Soanierana: voasambotra ilay mpamily ny fiara sy ny...

Tra-tehaky ny zandary teny Betongolo, omaly antoandro, ilay mpamily sy ny mpanampiny ninia nanimba « gabarie » etsy Soanierana. Araka ny fantatra, noferana ny haavon’ny fiara afaka miditra ny toerana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fandrindrana ny fifamoivoizana: 1 700  ny polisy hahetsika mandritra ny fety

Manoloana ny fitohanana lavareny eto an-dRenivohitra, indrindra izao ankatoky ny fety izao, nametraka paikady manokana ny tompon’andraikitra avy eo anivon’ny minisiteran’ny Fitaterana sy ny famantarana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Filankevi-pirenena: mitaky minisitra mahavaha olana ny Seces

Nanatanteraka filankevi-pirenena, ny talata teo, ny sendikan’ny mpampinatra mpikaroka syny  mpikaroka mpampianatra (Seces). Nanamafy ny fitakiany izy ireo. Mitaky minisitra tompon’andraikitra satria...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nirefodrefotra ny basy, niampatrampatra ny faty: mpangalatra taribin-jiron’ny...

Efatra izy ireo, saingy tafaporitsaka ny iray. Tavela ny telo lahy, lavon’ny zandary, taorian’ny fifamaliana  tifitra nandritra ny ora vitsivitsy, omaly tokony ho tamin’ny 5 ora maraina. Teo...

View Article
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>