Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Filankevi-pirenena: mitaky minisitra mahavaha olana ny Seces

$
0
0
Nanatanteraka filankevi-pirenena, ny talata teo, ny sendikan’ny mpampinatra mpikaroka syny  mpikaroka mpampianatra (Seces). Nanamafy ny fitakiany izy ireo. Mitaky minisitra tompon’andraikitra satria mahatsiaro fa tsy mahavaha olana ny am-perinasa ankehitriny…  Nanaovan’ny Seces tsindrim-peo manokana ny mikasika ny minisitry ny Fampianarana ambony izay lazain’izy ireo fa mpanampy trotraka ny olana efa misy ary tsy mahavaha mihitsy olana. […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>