![]()
Nambaran’ny kaomandin’ny vondron-tobim-paritra Atsinanana, ny Kly Ranaivoarison Théodule, hatrany fa tsara ny vokatra ho an’ny vondron-tobim-paritry ny zandarimaria Atsinanana raha ity taona 2019 ity. Tsy nisy intsony ny fakana an-keriny tao Toamasina. Miisa 119 ny trangana fanafihana mitam-piadiana nahazoana antso ka nahitam-bokany avokoa ny 78 amin’ireo. Miisa telo ireo trangana halatra taolam-paty sy vaky fasana tao […]