Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Hatsaraina hanaraka fenitra: 436 ny akany fandraisana ankizy tsy misy mpiahy

$
0
0
Misy tetikasa vaovao hanatsarana ny kalitaon’ny toeram-pandraisana ankizy eny amin’ny akany (Quapem) hanaraka ny fenitra napetraky ny minisiteran’ny Mponina sy ny fenitra iraisam-pirenena. Iarahan’ny fikambanana SOS Village d’enfants France sy eto Madagasikara ary ny minisiteran’ny Mponina sy ny ISTS izany ary haharitra telo taona. Misy sahanasa roa ny tetikasa: voalohany ny fanatsarana ny toeram-pandraisana ankizy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>