![]()
Efatra izy ireo, saingy tafaporitsaka ny iray. Tavela ny telo lahy, lavon’ny zandary, taorian’ny fifamaliana tifitra nandritra ny ora vitsivitsy, omaly tokony ho tamin’ny 5 ora maraina. Teo am-panapahana ny taribin-jiron’ny Jirama, tao Antanandava indrindra ireto jiolahy ireto no izao nifanehitra tamin’ny zandary izao. Jiolahy miisa efatra teo am-panapahana taribin-jiro mitondra herinaratra an’ny orinasa Jirama […]