![]()
Efa ankizivavileky roa no niharan’ny herisetra tamin’ny alalan’ny fanolanana vao sarona ity lehilahy iray, tao amin’ny kaominina ambanivohitr’I Mahambo, distrikan’i Fenoarivo Atsinanana. Henjana ny sazy nahazo azy : gadra an-terivozona 10 taona. Nomelohin’ny fitsarana sazy asa an-terivozona 10 taona an-tranomaizina ny tovolahy mpiandry antsoina hoe i Philibert tompon’antoka tamin’ny fanolanana ankizivavikely roa tao amin’ny fokontany […]