Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Famahana olana amin’ny oniversite: haloa mialoha faran’ny taona ny vatsim-pianarana  

$
0
0
  Tsy mbola tara? “Hovitaina mialoha ny faran’ny taona ny fanefana ny vatsim-pianaran’ny mpianatra. Sambany tao anatin’ny 10 taona no mba afaka manefa izany manontolo ao anatin’ny taom-pianarana iray, mialoha ny faran’ny  taona”, hoy ny Praiminisitra Ntsay  Christian, tetsy Anosy, omaly. Nanteriny fa efa mitady vahaolana manoloana ireo fitakiana hafa ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fampianarana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles