Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Mialoha ny faran’ny taona : mpampianatra 700 hahazo fifanarahana momba ny asa

$
0
0
Nanomboka niasa omaly ny « guichet unique » ho an’ny fandraisana mpampianatra Fram ho mpiasam-panjakana araka ny vina napetraky ny filoha.  Araka ny famaritana tao anatin’ny tetibolam-panjakana taona 2020, handray mpiasa 8. 500 ny minisiteran’ny Fanabezana ka hatao mangarahara avokoa ny asa mifandraika amin’izay, hoy ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena, Volahaingo Marie Thérèse, omaly teny Mahamasina. Efa nisy ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>