Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Toetr’andro: miditra amin’ny manasara-taona

  Malefaka sy maina ny tsioka avy any atsimo atsinanana na ny Alizay eto Madagasikara amin’izao fotoana izaofa somary hahazo hery izany amin’ny fiafaran’ny herinandro. Miditra amin’ny volon’andro...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Betsaka ny ezaka vita tao anatin’ny 32 taona: ho sitrana tanteraka ny sosona...

32 taona nanapahan-kevitra ny fikambanana iraisam-pirenena fa mila arovana ny sosona ozona fa tandindomin-doza ny tany noho ny fahasimbany ka miteraka fiakaran’ny hafanana sy ny fiovan’ny toetr’andro....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanadinana BEP: 8577 ireo mpiadina manerana ny Nosy

Nanomboka, omaly ny fanadinana BEP na « Brevet d’étude professionnelle » manerana an’i Madagasikara. Mitsinjara amin’ny foibem-panadinana 72 ireo mpiadina miisa 8 577. Eto Antananarivo avokoa ny 4 077...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fitananam-bola eny amin’ny oniversite: ho avy ny « agent comptable »...

Anisan’ny voadinika tao anatin’ny tombana nataon’ny minisitry ny Fampianarana ambony, i Banche Nirina Richard, ho an’ny iray volana nandraisany ny fitantanana fa tsy maintsy hapetraka ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Baomba teny amin’ny “Galerie Smart” Tanjombato: migadra 15 taona  ilay...

Raharaha iray lehibe anisan’ny niakatra tetsy amin’ny Tendrom-pitsarana  misahana ny ady amin’ny kolikoly  (Pac) 67 ha, omaly ny momba  ilay baomba napetraka tao amin’ny  tranombarotra iray lehibe eny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Analamanga : 1.000 demandeurs d’emploi par mois

Selon son directeur général, Eudoxie Rasoatsiangizina, la Direction générale de la promotion de l’emploi (DGPE) du ministère du Travail, de l’emploi, de la fonction publique et des lois sociales...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Bngrc : en voyage d’échange d’expériences

Conduite par son Secrétaire exécutif (SE), le Colonel Elack Olivier Andriakaja, une délégation du Bureau national de la gestion des risques et catastrophes (BNGRC) effectue actuellement un voyage...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rentrée scolaire : hausse du droit d’inscription

La majorité des parents d’élèves procèdent actuellement à l’inscription et à la réinscription de leurs progénitures à titre de la rentrée scolaire 2019-2020. A leur surprise, presque tous les...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Anjozorobe : deux dahalo abattus, deux Mas 36 saisis

Des dahalo armés ont pris d’assaut le fokontany d’Analamongy Anjozorobe. Et lors de l’intervention des militaires de la compagnie 322/2 RM3, deux bandits ont été tués et deux fusils Mas 36 retrouvés....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Soaniadanana : nouveau souffle pour l’exode urbain

Le projet exode urbain entame la phase suivante de ses activités. L’assemblée générale des membres a décidé un assainissement dans ses rangs en définissant de nouveaux axes stratégiques, en début de...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ikalamavony : projet de règlementation des sites miniers

La députée Raharimampionona, élue d’Ikalamavony, poursuit ses périples dans sa circonscription. Elle effectue une descente dans les carrières d’extraction minière du district depuis hier. Les...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nangalatra omby vositra: dahalo roa tratra tao amin’ny kizon’Antanetimboahangy

Voasambotry ny zandary avy ao amin’ny poste avancé Analavory, distrikan’i Miarinarivo, ny alakamisy teo ny dahalo raindahiny roa lahy nangalatra omby vositra efatra. Araka ny fanazavan’ny zandary,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Jly Ravalomanana Richard: nanome toromarika ireo manamboninahitra zandary vaovao

Noraisin’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena (Seg), ny Jly Ravalomanana Richard sy ny kaomandin’ny zandarimariam-pirenena, ny Jly Andrianjanaka Njatoarisoa, notronin’ireo...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambatofinandrahana: basy Kalach iray azon’ny zandary tamin’ny dahalo

Nirefodrefotra ny basy nandritra ny fifampitifirana teo amin’ny zandary sy ny dahalo, ny alahady teo tao amin’ny fokontany Anakona, kaominina ambanivohitr’i Fenoarivo, distrikan’Ambatofinandrahana....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Arivonimamo: telo mianaka nanodinkodina ankizy tsy ampy taona

Vao 16 taona monja, ny tovovavy iray ao amina Fikambanana ara-pinoana mpanao asa sosialy no nentin’ity lehilahy iray 25 taona sy ireo ray aman-dreniny, hipetraka ao aminy. Araka ny fantatra dia kilasy...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

67Ha: voatazona ao amin’ny kaomisaria ilay lehilahy mpanao film

Notanana eny amin’ny kaomisaria ilay lehilahy voalaza fa mamo nanararaotra nanendaka teny amin’ny 67Ha, ny Alahady teo manodidina ny tamin’ny 05 ora hariva. Niparitaka tanaty tambajotra serasera...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fampidirana mpianatra: hafainganina ny fanaovan-taratasy eny amin’ny kaominina

  Amin’izao ankatoky ny fidiran’ny mpianatra izao, ifanotofana ny fanaovan-taratasy eny amin’ny kaominina. Manao fandaminana manokana ireo mpiasan’ny kaominina handrindrana ny asa ho haingana....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Faritra Analamanga: 1 000 isam-bolana ireo mpitady asa

1 000 mahery isam-bolana ny olona mitady asa ka mametraka fangatahana eny anivon’ny sampan-draharaha misahana ny tsy anasa amin’ny faritra Analamanga, ao anatin’ny minisiteran’ny Asam-panjakana sy ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Kolo anaka : Fahiratan-Tsaina – Fieritreretana – Fietsehampo

 (Fizarana 5) Dr Raharison, misy fotoana na misy taona ve ny fananana « fahatsapana manokana » (hypersensibilité) eo amin’ny olona iray ? Ny fahatsapana manokana eo amin’ny olona iray dia mety...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Minisiteran’ny Filaminam-bahoaka: misy andiana polisy mikononkonona korontana

Zatra ny lalan-dririnina! Fantatra izao fa misy andiana polisy mikononkonona fanakorontanana amin’ny alalan’ny trakta manoso-potaka ny minisiteran’ny Filaminam-bahoaka (MSP) noho ny fanovana vaovao...

View Article
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>