Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

67Ha: voatazona ao amin’ny kaomisaria ilay lehilahy mpanao film

$
0
0
Notanana eny amin’ny kaomisaria ilay lehilahy voalaza fa mamo nanararaotra nanendaka teny amin’ny 67Ha, ny Alahady teo manodidina ny tamin’ny 05 ora hariva. Niparitaka tanaty tambajotra serasera “Facebook” ny tranga nataon’ity lehilahy ity ny andron’io ihany ary isan’ireo hitan’ny rehetra. Araka ny loharanom-baovao dia natolotra ny fampanoavana ny  raharaha omaly, tsy tonga nanatrika teny ireo […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles