![]()
Vao 16 taona monja, ny tovovavy iray ao amina Fikambanana ara-pinoana mpanao asa sosialy no nentin’ity lehilahy iray 25 taona sy ireo ray aman-dreniny, hipetraka ao aminy. Araka ny fantatra dia kilasy mandry ao amin’ilay fikambanana io ity tovovavy ity ary tsy hita popoka. Raha ny angom-baovao voaray, nametraka fitoriana tany amin’ny polisy ny mpitaiza […]