![]()
Noraisin’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena (Seg), ny Jly Ravalomanana Richard sy ny kaomandin’ny zandarimariam-pirenena, ny Jly Andrianjanaka Njatoarisoa, notronin’ireo tompon’andraikitra ambony teny Betongolo ireo manamboninahitra miisa 27 mianadahy nisafidy ho zandary izay nivoaka tao amin’ny andiany faha-40 Akademia Miaramila Antsirabe. Ireto andiany ireto dia hiditra ao amin’ny andiany faha-44 amin’ny “cours d’application des officiers” ao amin’ny […]