![]()
Raharaha iray lehibe anisan’ny niakatra tetsy amin’ny Tendrom-pitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly (Pac) 67 ha, omaly ny momba ilay baomba napetraka tao amin’ny tranombarotra iray lehibe eny Tanjombato. Nilatsaka ny didy ka migadra 15 taona asa an-terivozona ilay nahavita izany. Mbola ho avy koa ny raharaha hafa… Anisan’ny vesatra niampangana azy ny asa fampihorohoroana. […]