Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Fitananam-bola eny amin’ny oniversite: ho avy ny « agent comptable » hanatsara ny fomba fiasa

$
0
0
Anisan’ny voadinika tao anatin’ny tombana nataon’ny minisitry ny Fampianarana ambony, i Banche Nirina Richard, ho an’ny iray volana nandraisany ny fitantanana fa tsy maintsy hapetraka ny fitantanam-bola mangarahara eny anivon’ny oniversite sy ny sekoly ambony miankina amin’ny fanjakana. Ho avy isaky ny ivontoeram-pampianarana ny « agent comptable » ho fanatsarana ny fomba fiasa hialana amin’ny gaboraraka. Ho […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>