![]()
Voasambotry ny zandary avy ao amin’ny poste avancé Analavory, distrikan’i Miarinarivo, ny alakamisy teo ny dahalo raindahiny roa lahy nangalatra omby vositra efatra. Araka ny fanazavan’ny zandary, nahazo antso izy ireo, ny 11 septambra 2019 tamin’ny 3 ora maraina fa misy dahalo manafika ao amin’ny fokontany Ambatomenaloha, kaominina Analavory ka lasan’ireo malaso tamin’izany ny omby […]