![]()
Amin’izao ankatoky ny fidiran’ny mpianatra izao, ifanotofana ny fanaovan-taratasy eny amin’ny kaominina. Manao fandaminana manokana ireo mpiasan’ny kaominina handrindrana ny asa ho haingana. Filaharambe no tazana eny amin’ireo biraon’ny kaominina amin’ny fanaovana taratasy hahafahan’ny mpianatra miditra an-tsekoly. Anisan’ny takin’ny sekoly ny kopia sy ny taratasy fanamarinam-pahaterahana izay alaina amin’ireo kaominina nahaterahana. Eo koa ireo […]