![]()
Malefaka sy maina ny tsioka avy any atsimo atsinanana na ny Alizay eto Madagasikara amin’izao fotoana izaofa somary hahazo hery izany amin’ny fiafaran’ny herinandro. Miditra amin’ny volon’andro manasara-taona ny toetry andro eto Madagasikara raha ny filazan’ny mpamantatra ny toetry ny andro etsy Ampandrianomby. Amin’ity herinandro ity, hisitraka orana tandrifin-drahona mahalana ny ilany Atsimo-Atsinanan’ny Nosy […]