Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsy fandriampahalemana : nozaraina faritra 4 miaraka amin’ny mpitandro...

Nametraka paikady vaovao indray hiadiana amin’ny tsy fandriampahalemana ny teo anivon’ny Prefet de police tamin’ny alalan’ny fizarana zone ho efatra ny eto amin’ny faritra Analamanga. Isaky ny zone dia...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Antamponketsa : nanao sarinady ny tafika

Nanatanteraka sarin’ady teny Antamponketsa indray ny eo anivon’ny Foloalindahy, omaly. « Tintotry” ny anarana nomena izany. Nampiasa ireo fitaovam-piadiana faran’izay henjana eo am-pelatanany ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

28 taona ny Akamasoa : nitondra fanampiana teny Andralanitra ny filoha

28 taona no nijoroan’ny fikambanana Akamasoa eny Andralanitra tarihin’ny mompera Pedro Opéka izay miady amin’ny fahantrana. “Mbola mitohy ny ady hatramin’izao”, hoy ny nambaran’ity tomponandraikitra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fahadiovana ao Mahajanga : “Mila manova fomba”, hoy ny ben’ny Tanàna

Sarotiny amin’ny fahadiovana. Ahafantarana indrindra ny ben’ny Tanànan’i Mahajanga, Andriatomanga Mohktar Salim, izany. Tsy mametraka paikady sy mandrindra ny asa fotsiny, fa mirotsaka an-tsehatra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanadihadiana ny tanora : miteraka voka-dratsy ny zava-mahadomelina

 Variana amin’ny zavatra mitondra sentosento fotsiny ny tanora malagasy, amin’izao fotoana izao, fa tsy manana vina amin’ny hoaviny. Anjaran’ny fitondrana ny mametraka fandaharanasa ho azy ireo...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mandrosoa Faravohitra : nesorina ny tranon-dopin’ny 4-mi

Niverenan’ny mpiasan’ny kaominina indray ny fanesorana ireo 4-mi manorim-ponenana teny Mandrosoa Ambohijatovo. Efa nisy ny fanalana azy ireo sy ny fanentanana natao, ny volana jolay teo, kanefa izao...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ankazo-Mahitsy : des manipulations politiques dénoncées

Le fokontany d’Ankazo, dans la commune rurale de Mahitsy, reste en effervescence après l’arrestation de son chef de fokontany, accusé d’attaque à main armée, au mois de juillet. Le concerné a apporté...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Lutte contre le paludisme et la peste : des thésards de l’IPM développent de...

Les résultats de recherches de trois thésards de la Faculté des Sciences de l’université d’Antananarivo, accueillis au sein de l’Unité d’entomologie médicale de l’Institut Pasteur de Madagascar (IPM),...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Gare routière : retour massif des vacanciers

Le taux de départ en vacances commence à diminuer au niveau des gares routières d’Ambodivona et du Fasan’ny Karana. Par contre, force est de constater le retour massif des vacanciers, notamment vers le...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Accident-Irondro : y a-t-il un fantôme sur la route ?

Les superstitions sur les origines des accidents de la circulation sur les routes continuent d’alimenter la polémique. Le conducteur d’un taxi-brousse s’est dit victime de ce phénomène, hier, près...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Attaque de taxis-brousse : les gendarmes défiés au camp Robin

Les usagers des routes nationales doivent chercher des solutions ailleurs puisque nos stratèges sont dépassés par les bandits. Les mesures adoptées par les forces de l’ordre ne font qu’accentuer les...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Manakara Be : le pont en voie de réhabilitation

La première travée du pont, côté Manakara, s’est effondrée le 12 décembre 2012, suite à l’intrusion d’un camion poids lourd de plus de 40 tonnes. La deuxième travée, côté Manakarabe, a lâché le 19...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Accès à l’eau potable : 200 forages pour Menabe et Atsimo Andrefana

Lantoniaina Rasoloelison, ministre de l’Eau, de l’énergie et des hydrocarbures, et Ai Yinfang, représentante du ministère du Commerce de Chine, ont signé hier à Ivato un accord de partenariat relatif à...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fifandraisan-davitra : manampy ny orinasa any Antsiranana ny 4G Orange

 Nosokafana, ny 18 aogositra teo any Antsiranana, ny tambajotra 4G Orange. Nametrahana izany tambajatroa matanjaka izany any an-drenivohitr’i Diana noho ny toerany eo amin’ny lafiny toekarena :...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Saron’ny polisin’ny BC sy ny Sag teny Ambatomaro… : tratra ireo efa-dahy...

 Fiaraha-miasa teo amin’ny polisy misahana ny heloka bevava (BC), sakelika voalohany sy ny avy ao amin’ny Service Anti-Gang (Sag) no nahafahana nisambotra ireto efa-dahy voarohirohy ho tompon’antoka...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Taksiborosy voatafika tao Camp Robin : tratran’ny zandary ireo dahalo roa...

Voasambotry ny zandary ireo dahalo roa lahy ahina ho tompon’antoka tamin’ny fanafihana taksiborosy  tao Camp Robin RN 7, ny zoma 18 aogositra 2017 lasa teo. Nampiahiahy ny zandary ny fihetsik’ireto roa...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Analakely : voasambotry ny polisy i Fotsikely sy ireo mpanendaka namany

 Tratran’ny polisy teo Analakely, ny zoma teo ireo jiolahy miisa 11 malaza ratsy amin’ny fanaovana sinto-mahey sy harom-paosy ary fanendahana eny Analakely sy manodidina. Noraisim-potsiny teny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Teknolojia : mahafehy ny « jeux vidéo » ny Lomay

Nizara ny traikefany nandritra ny fihaonana isaky ny zoma tao amin’ny IRC ny Lomay. Tanora mandala ny tontolon’ny famokarana « jeux video » eto Madagasikara izy ireo.  Nohazavain’ireto mpamaky lay...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Antananarivo : vita ny fitsarana ny fanadinana bakalorea

Nifarana, ny asabotsy teo ny fitsarana ny fanadinana bakalorea ho an’ny fampianarana ankapobeny eto Antananarivo sy ny manodidina raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitra. Ao anatin’ny fanamarinana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Bac Antananarivo : les corrections terminées

Les corrections des épreuves du baccalauréat de l’enseignement général d’Antananarivo et de ses périphéries sont quasiment terminées, samedi, de source auprès de l’Office du baccalauréat. Actuellement,...

View Article
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>