![]()
Voasambotry ny zandary ireo dahalo roa lahy ahina ho tompon’antoka tamin’ny fanafihana taksiborosy tao Camp Robin RN 7, ny zoma 18 aogositra 2017 lasa teo. Nampiahiahy ny zandary ny fihetsik’ireto roa lahy nandritra ny fanarahan-dia nataon’ny zandary satria nitsoaka avy hatrany izy ireo. Nisy dian-dra narahin’ny zandary satria nisy tamin’ireo jiolahy no voatifitra nandritra ny […]