![]()
Fiaraha-miasa teo amin’ny polisy misahana ny heloka bevava (BC), sakelika voalohany sy ny avy ao amin’ny Service Anti-Gang (Sag) no nahafahana nisambotra ireto efa-dahy voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny fikasana hivarotra taolam-paty teny Anosibe, ny zoma 18 aogositra 2017 lasa teo. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny polisy, taorian’ny 26 jona 2017 no efa fantatra fa nikononkonona hivarotra […]