![]()
Nosokafana, ny 18 aogositra teo any Antsiranana, ny tambajotra 4G Orange. Nametrahana izany tambajatroa matanjaka izany any an-drenivohitr’i Diana noho ny toerany eo amin’ny lafiny toekarena : seranan-tsambo lehibe fahatelo, fizahantany, varotra, indostria. Ny fizahantany, ohatra, miantoka asa tsy lasaky ny 6.000 any amin’iny faritra iny. Voasolo tena tamin’io fotoana io avokoa ireo mpandraharaha sy […]