Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Fanadihadiana ny tanora : miteraka voka-dratsy ny zava-mahadomelina

$
0
0
 Variana amin’ny zavatra mitondra sentosento fotsiny ny tanora malagasy, amin’izao fotoana izao, fa tsy manana vina amin’ny hoaviny. Anjaran’ny fitondrana ny mametraka fandaharanasa ho azy ireo hananany antoka fa misy azo antenaina hanatsara ny fiainany.    Nikarakara adihevitra niompana amin’ny tanora sy ny fandriampahalemana ny fikambanana Observatoire de la jeunesse, sehatra mandinika ny fiainan’ny tanora, niforona […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>