![]()
Nifarana, ny asabotsy teo ny fitsarana ny fanadinana bakalorea ho an’ny fampianarana ankapobeny eto Antananarivo sy ny manodidina raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitra. Ao anatin’ny fanamarinana tsara ny naoty ireo mpitsara taratasim-panadinana ankehitriny mialoha ny hampidirana izany ao anatin’ny ordinatera. Heverina hotanterahina ny alakamisy izao kosa ny “deliberation” ary hivoaka amin’ny zoma ny voka-panadinana araka ny […]