![]()
Nizara ny traikefany nandritra ny fihaonana isaky ny zoma tao amin’ny IRC ny Lomay. Tanora mandala ny tontolon’ny famokarana « jeux video » eto Madagasikara izy ireo. Nohazavain’ireto mpamaky lay ireto ny lalana nodiaviny sy ny olana nosedrainy ary ny vahaolana nentiny tamin’ny famoronana ny lalao Gazkar. Nisaotra ireto tanora ireto ny lefitry ny mpanolotsaina momba ny […]