Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

28 taona ny Akamasoa : nitondra fanampiana teny Andralanitra ny filoha

$
0
0
28 taona no nijoroan’ny fikambanana Akamasoa eny Andralanitra tarihin’ny mompera Pedro Opéka izay miady amin’ny fahantrana. “Mbola mitohy ny ady hatramin’izao”, hoy ny nambaran’ity tomponandraikitra voalohany sady mpanorina ny fikambanana ity,afakomaly eny Andralanitra. Nitondra fanampiana ho azy ireo ny filoham-pirenena mivady, omaly, nahitana vary 10 t, bodofotsy 375, voamaina 1 500 kg, menaka 500 litatra ary […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>