![]()
Sarotiny amin’ny fahadiovana. Ahafantarana indrindra ny ben’ny Tanànan’i Mahajanga, Andriatomanga Mohktar Salim, izany. Tsy mametraka paikady sy mandrindra ny asa fotsiny, fa mirotsaka an-tsehatra mitarika ny vahoaka amin’ny fanadiovana mihitsy izy sy ny mpiara-miasa aminy, isaky ny zoma maraina. Omaly, nitondra kifafa nanadio ny lalana lehibe mihazo an’i Fiofio, i Morafeno, i Mahabibokely ary Ambalavola […]