Mbola hanaovana fanadihadiana lalina … : naverina eny Antanimora indray...
Tsy tontosa, omaly, araka ny voalaza ombieny ombieny ny fitsarana an-dRamaroson Alain. Araka ny fantatra, mbola mitohy ny fanaihadiana lalina ataon’ny mpanao famotorana azy. Naverina eny amin’ny...
View ArticleAmbasadoro Amerikanina : « Zava-dehibe ny zon’olombelona »
“Zava-dehibe ny fanohizana ny fiarovana ny zon’olombelona ho kofehy mampitohy ireo tantsoroka rehetra omenay eo amin’ny sehatry ny filaminana. Vonona izahay hiara-kiasa hanohy ny ezaka ary hitady...
View ArticleBakalorea teknika tany Toamasina : mpiadina iray tratra nanao hosoka, tsy...
Nisehoana fahatarana adim-pamantaranandro roa be izao indray ny mpiadina nanala fanadinam-panjakana teo amin’ny bakalorea teknika, raha ny teto Toamasina. Voalaza fa noho ny tsy fahampian’ny laza...
View ArticleAntsampanimahazo : taksiborosy nivadika, ampolony naratra mafy
Io sahady! Ampolony naratra mafy tamin’ilay lozam-piarakodia nitranga tao Antsampanimahazo RN 7, omaly tolakandro. Fiara taksiborosy Sprinter iray mampitohy an’Antananarivo sy Ambositra ity namoa-doza...
View ArticleAnkadikely Ilafy : jiolahy roa nahatrarana basy P.A sy akanjona miaramila
Saron’ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra Ankadikely Ilafy, ny alarobia 3 aogositra 2016 alina teo ireo jiolahy roa voarohirohy nahatrarana basy P.A iray vita tanana miaraka amin’ny chargeur sy...
View ArticleFampinonoana : mampihena 9% ny taham-pahafatesan’ny zaza
« Fampinonoan-dreny loharanon’ny fampandrosoana maharitra » ny lohahevitra hitondrana ny hetsika Herinandro fanentanana ho amin’ny fampinonoana ny zaza vao teraka ka hatramin’ny fahenim-bolana....
View ArticleEPP Ambohipamonjy-Ampitatafika : l’établissement renaît de ses ruines
L’enseignement reprend son cours normal. Ayant fermé ses portes depuis 19 ans, l’Ecole primaire publique (EPP) Ambohipamonjy dans la commune rurale d’Ampitatafika, située à 11 km de la capitale, est de...
View ArticleBac technique à Toamasina : une candidate exclue des épreuves
Aucune tolérance. Une candidate du centre EPP La Marne à Toamasina a été exclue des épreuves du baccalauréat technique, hier matin. Ce, après avoir été prise en flagrant délit de fraude. Une sanction...
View ArticleMétéo : l’hiver touche presque à sa fin
L’alternance des nuages et du soleil dominera cette semaine. D’ après le service de la météorologique d’Ampandrianomby, une hausse générale de la température minimale se fera sentir dans toute l’île....
View ArticleLes 18 ethnies : «Ce n’est qu’une délimitation fictive »
Pour l’historien et anthropologue malgache, Michel Razafiarivony, professeur à l’Université d’Antananarivo, les 18 ethnies déterminées au temps du colonialisme, ne définissent pas non seulement la...
View ArticlePort illégal d’arme : un policier et un civil incriminés
Pour la énième fois, un élément d’une unité spécialisée de la police est présenté devant le parquet du tribunal de 1ere instance d’Anosy. Une information judiciaire a été ouverte afin de déterminer les...
View ArticleBongolava : Fami mise sur les jeunes et le sport
La région du Bongolava trace son chemin dans le domaine du développement par le biais du partenariat public-privé. Présent sur place depuis une vingtaine d’années, l’ONG « Fikambanana ho an’ny ankizy...
View ArticleVoampanga ho nanodikodim-bola 218 tapitrisa Ar : nohafahan’ny fitsarana noho...
Niakatra teo anivon’ny fitsarana misahana ny ady heloka bevava, Toamasina indray, omaly maraina, ilay raharaha nahavoarohirohy ny Evekan’ny fiangonana anglikana, diosezin’i Toamasina, izay voampanga ho...
View ArticleAmbohimanarina : telo lahy mpanendaka voasambotry ny polisy
Efa isaky ny boriborintany mihitsy ny firongatry ny asa fanendahana eto an-dRenivohitra. Tovolahy telo voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisaria boriborintany fahenina Ambohimanarina, ny...
View ArticleAnjiajia-Ambato Boeny : tratra ireo olona 26 voarohirohy ho namono zandary
Saron’ny zandary ireo olona miisa 26 izay voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny famonoana ireo zandary roa lahy tany Anjiajia Ambato-Boeny andro maromaro lasa izay… Taorian’ny fanadihadiana...
View ArticleTanora tsy tara – Fiainan’ny tanora : fitiavana any am-pialan-tsasatra, mety...
Nandalo kely teo avokoa… Iza no tsy nanana fiainam-pitiavana, tany am-pialan-tsasatra tany ? Ahoana ny hatao mba hampaharitra azy? Fotoan’ny fihaonana tsy ampoizina, eo amin’ny samy tanora izao...
View ArticleFialan-tsasatra : mbola be mpisafidy i Mahajanga sy Toamasina
Ankoatra ny mpiadina bakalorea sampana teknika izay miatrika ny andiany faharoa amin’ny fanadinana, ao anatin’ny fialan-tsasatra ny mpianatra rehetra. Toerana roa mbola be mpisafidy hiala sasatra i...
View ArticleStationnement Fasan’ny Karana : sécurité renforcée sur la RN7
Devant la recrudescence de l’insécurité sur la RN7 ces derniers temps, les mesures de sécurité ont été renforcées au niveau des taxis-brousse reliant cet axe, a-t-on appris, hier, auprès du Comité...
View ArticleBac-Début des corrections : terrain d’entente sur les notes attribuées
Les correcteurs de certaines matières ont mis du temps, hier, dans les travaux de commission d’entente pour l’ex-province d’Antananarivo. C’est une phase qui précède les travaux de correction des...
View ArticleAmbatomainty : plus de 150 garçons circoncis
31 garçons ont clôturé la dernière circoncision collective organisée dans le Ve arrondissement, le week-end dernier, à Ambatomainty, chef lieu de l’arrondissement. En fait, l’opération a duré trois...
View Article