Allaitement maternel : le taux a baissé de 41% depuis 2012
Le lancement de la Semaine nationale pour l’allaitement maternel (Snam) a été lancé officiellement hier, à Antsirabe. Le taux de cette méthode a baissé de 41% depuis 2012 contre 60% en 2003. Cette...
View ArticleAmbohimahitsy : kamiao tapaka hisatra nandona olona roa
Omaly maraina tokony ho tamin’ny 10 ora sy sasany, kamiao kely mpitaona biriky no tapaka hisitra, teny Ambohimahitsy, teo amin’ny Pk7+600. Araka ny fanazavana, nalefan’ilay mpamily tamin’ny...
View ArticleFamonoana karana teny Mangasoavina : karohin’ny polisy ireo fiara P 405 sy...
Nandray an-tanana ny fikarohana avy hatrany ny polisin’ny BC Anosy, taorian’ny fitifirana ilay Karana antsoina hoe Hassan Farhane Houssenaly, 19 taona, teny Mangasoaviana tsy lavitra ny fiangonana...
View ArticleAndravoahangy : saron’ny polisin’ny BC i Bera naman’i Fotsikely mpanao...
Raha efa nidoboka eny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy ny jiolahy raindahiny antsoina hoe i Fotsikely sy namany, saron’ny polisin’ny BC, sakelika fahefatra teny Andravoahangy ny asabotsy teo i Bera iray...
View ArticleZandary : hotohanan’ny Amerikanina
Nivoitra nandritra ny fihaonana teo amin’ny lehiben’ny sampam-piarovana eo anivon’ny masoivoho amerikana vaovao, Jason Neale sy ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena (Seg) fa hisy...
View ArticleVonoan’olona tany Foulpointe : roa lahy voaheloka higadra an-terivozona 10 taona
Nomelohin’ny fitsarana higadra an-terivozona 10 taona avy i Moussa Donné sy i Tefy Jeannot nandritra ny fotoam-pitsarana momba ny raharaha ady heloka bevava. Naharitra ora maromaro ny fitsarana ity...
View ArticleAndaniana 300 000 Ar ny fampidirana zaza iray
Manomboka ny fandraisana fisoratana anarana ho an’ny taom-pianarana vaovao 2016-2017 amin’izao fotoana izao, ho an’ny sekoly tsy miankina. Natokana ho an’ireo mpianatra vaovao nanao fifaninanana...
View ArticleAmbatondrazaka : manana vondrom-bavaka ny… polisim-pirenena
« Matetika ny ratsy no hitan’ny olona ao amin’ny polisim-pirenena”, hoy ny Inspecteur principal Ralalasoa Monique, mpitarika ny vondrom-bavaka ao amin’ny minisiteran’ny Filaminana anatiny. Toy ny...
View ArticleKidnapping et meurtre à Mangasoavina : la police sur la trace de deux voitures
La mort de Farhane Houssenaly, le ressortissant karana qui a été froidement abattu par des kidnappeurs avant-hier à Mangasoavina Besarety, continue de défrayer la chronique. Les enquêteurs tentent...
View ArticleRecensement des taxis : la barre de 2 000 sera atteinte
1 800 est l’effectif des taxis recensés, a-t-on appris, hier, de source auprès du Centre de contre-visite de la municipalité d’Antsakaviro. Au rythme où vont les choses, la barre de 2 000 sera bientôt...
View ArticleEclipse : les lunettes à partir d’ Ar 1500
Pour observer l’éclipse en toute sécurité, des lunettes anti ultraviolets sont nécessaires. Selon les dernières informations, ces lunettes seront mises en vente à partir du 15 août à 1500 ariary....
View ArticleExamens du CNTEMAD : les étudiants s’inquiètent
A l’approche de la fin de l’année scolaire, des étudiants du Centre national de télé-enseignement de Madagascar (CNTEMAD) s’inquiètent actuellement sur la date exacte de leurs examens. D’après eux, le...
View ArticleRegion Androy : la moisson s’annonce prometteuse
Le moral est au beau fixe pour les agriculteurs. La récolte s’annonce bonne dans la région Androy qui a reçu une bonne quantité de précipitations durant le mois de juin jusqu’à mi-juillet. Quoi qu’il...
View ArticleMarovatana : vérifications des poids et mesures
Les commerçants et utilisateurs d’instruments de poids et mesures de Marovatana bénéficient des services d’une équipe mobile de la métrologie légale durant 4 journées d’affilée, depuis le 9 août...
View ArticleAlaotra Mangoro : place au sport scolaire
Composée de 85 membres, la délégation devant représenter la Direction régionale de l’éducation nationale (Dren) de l’Alaotra Mangoro au championnat national de sports scolaires qui sera organisé à...
View ArticleNosokirina vao tafavoaka ilay mpamily : nivadika ambony ambany ilay 4X4 teny...
Ny fialana ireo fotaka teo amin’ny arabe no voalaza fa niteraka ity lozam-pifamoivoizana nihatra tamin’ity fiara 4X4 hyunday iray, teny amin’ny lalana digue, ampitan’ny kianja Makis, omaly maraina be...
View ArticleMangoro : tratran’ny polisy ireo mpangalatra menaka
Saron’ny polisy misahana ny heloka bevava (BC) sakelika faharoa, tao Mangoro Moramanga ny asabotsy maraina lasa teo ireo lehilahy miisa dimy voarohirohy ho nangalatra menaka tanaty bidao mavo miaty 20...
View ArticleLalamby Isotry : mahalany fonosan-drongony roa isan’andro Rasta
Nidoboka am-ponja omaly Rasta izay voasambotry ny polisy avy ao amin’ny poste de police Ilanivato teny amin’ny lalamby Isotry, afakomaly maraina. Nandritra ny fisafoana nataon’ny polisy teny amin’iny...
View ArticleToamasina : ravan’ny polisy ny tambajotran-jiolahy raindahiny amin’ny...
Jiolahy miisa sivy indray saron’ny polisin’ny Fip ao Ankirihiry sy ny Centrale ao Bazarikely Toamasina, ny talata alina teo. Jiolahy raindahiny ireto tratra ireto… Noraisim-potsiny ireo mpifoka...
View ArticleTrafika andramena tany Singapour : nohafahana ny voampanga, ho mafy ny...
Nahazo loharanom-baovao ny filohan’ny vovonana Alliance voahary gasy (AVG), Razakamanarina Ndranto, fa nohafahan’ny fitsarana any Singapour ny voampanga, Wong Wee Keong, mikasika ny trafika andramena...
View Article