Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

SSME /PSI-ONN : nampianarina nikarakara ny « zazatomady » ny reny

Nandritra ny herinandron’ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza (SSME andiany faha-20) izay nifarana omaly, niara-niasa ny PSI Madagascar sy ny Ofisim-pirenena momba ny fanjarian-tsakafo. Nanome torohevitra...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mandritra ny fetin’ny pentekoty : hotiliana toaka sy cannabis ny mpamily rehetra

Ampiharina amin’ity fetin’ny pentekôty ity ny fitiliana ny olona nisotro toaka nefa, mitondra fiarakodia na môtô, hoy ny tale jeneralin’ny ATT. Mahazo fitaovana fitiliana vaovao ny tomponandraikitra ka...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Boriborintany enina : mangarahara ny fanisana ireo mpivarotra

Nitondra fanazavana tetsy amin’ny lapan’ny tanàna Analakely, mikasika ny fanisa ireo mpivarotra izay miteraka savorovoro ireo lehiben’ny boriborintany enina, eto Antananarivo Renivohitra, omaly....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Coopératives Soamira et Fifiabe : 62% des véhicules jugés inaptes

Une bonne partie de la première vague des véhicules des deux coopératives Soamira et Fifiabe, ayant nécessité un entretien à l’issue des visites techniques, effectuées au début de ce mois, a des...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Route d’Ambohipo : la chaussée revêtue en béton

La dégradation de la route d’Ambohipo, notamment du tronçon traversant Andohanimadroseza a provoqué la grogne des riverains et des transporteurs au début du mois d’avril. En fait, le manque...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Développement régional : les Japonais à l’œuvre à Alaotra Mangoro

La coopération nippo-malgache s’étend au niveau régional. La région Alaotra Mangoro figure parmi les bénéficiaires de cette initiative bilatérale par le biais de la Japan international cooperation...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Haintrano goavana… : kila, ravan’ny afo ny «Tsena Tsiafahy» Isotry

Goavana ! Izay no azo ilazana ny haintrano nandrava sy nanapotika ny ”Tsena Tsiafahy”, etsy Isotry, ny marainan’ny alahadin’ny Pentekosta teo. An-tapitrisany maro ny tetibidin’ireo entana kilan’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fetin’ny Pantekoty : olona roa maty, 300 naiditra hopitaly

 Fety tsy ialana loza ! Olona roa maty raha 300 kosa ireo nandalo teny amin’ny sampana hery vonjitaitra ao amin’ny hopitaly HJRA nandritra ny fankalazana ny fetin’ny Pantekoty…   Toy ny isan-taona...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fikambanana Fitahiana – Fort Dauphin : tsimbinina manokana ireo kaominina...

Miompana amin’ny fitsinjovana ireo fianakaviana sahirana ao anatin’ny kaominina marefo enina ao amin’ny distrikan’i Fort Dauphin ny asa soa ataon’ny fikambanana Fitahiana. Anisan’izany ny kaominina...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fetin’ny Pentekosta : nahasarika mpino maro ny Global Day of Prayer »

 Hipoka kristianina maro tetsy amin’ny FJKM Isotry Fitiavana, ny tolakandron’ny alahan’ny Pentekosta. Nankalaza niaraka ny androm-bavaka maneran-tany na” Global Day of Prayer” ny mpino.   Ora sy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Webcup 2016 » : hisolo tena an’i Madagasikara ny ekipa Proud Geek

Notontosaina tetsy amin’ny Softibox etsy Tsiadana ny fifaninanana “Webcup 2016” ny faran’ny herinandro teo. Fantatra tamin’izany fa hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hjra – Pentecôte : deux décès et plus de 300 blessés signalés

Éviter autant que faire se peut les accidents. C’est le souhait de tout un chacun durant les fêtes. Des mesures laborieuses pour la concrétisation de ce vœu ont été mises en branle par les forces de...

View Article

May ny bloc 2 tao amin’ny Onivesiten’i Mahajanga : nifanafika ny samy...

 Samy mpianatra ao amin’ny Oniversiten’i Mahajanga ao Ambondrona ihany ireto nifanafika, omaly ireto. Andaniny, ireo andiana mpianatra avy any Mandritsara nahatratra 300, ankilany, ireo avy ao...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Toamasina : fiaramanidina nianjera, naratra ilay Frantsay nitondra azy

 Nieren-doza na dia naratra teo amin’ny lohany aza ilay teratany frantsay raha potika kosa ilay fiaramanidina laharana ULM 974 UMF nianjera tao amin’ny faritra « Zes » ao Toamasina, omaly tamin’ny 8...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Nogiazan’ny mpirakidraharaha fitsarana ireo antontan-taratasy

Mihahenjana ny raharaha ! Manohy ny fitokonana ny mpirakidraharaha fitsarana, omaly. « Maromaro ireo zavatra tsy mandeha noho ny tsy fihainoan’ny fanjakana ka hiroso amin’ny dingana hafa indray izahay....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fetin’ny Pantekoty – Alcootest : mbola nisy ireo mpamily nihoa-pefy mamo teo...

Nanao izay ho afany ny zandary tamin’ny fandrindrana ny fifamoivoizana sy ny fanaraha-maso ny mpamily nandritra ny fetin’ny Pantekoty lasa teo. Nampiasa alcootest izy ireo ary nisy ihany ireo mpamily...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ady amin’ny jiolahy : ravan’ny polisy ny mpanao fanafihana eto an-dRenivohitra

Telo voatifitra, ka ny iray maty fa ny roa naratra; efatra ny isan’ny voasambotra, taorian’ny fanafihana nitranga teny Tsaramasay ny alahady tokony ho tamin’ny 8 ora alina. “Tonga ara-potoana ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Haintany any atsimo : 8 tapitrisa dolara avy amin’ny Amerikanina

Nitondra fanampiana valo tapitrisa dolara ho fanampiana ny any atsimo ny fanjakana amerikanina manoloana ny kere mahazo ny mponina. Mandalo eto amin’izao fotoana izao ny masoivohon’i Etazonia, David...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mpitandro filaminana 7 naratra… : zandary roa sy polisy iray tsy hita popoka

“Tsy mbola afaka hilaza mihitsy izahay hoe maty ireo zandary roa lahy sy polisy iray tsy hita nandritra ny tifitra nataon’ny dahalo  tao Ankazoabo Atsimo omaly (afakomaly io) satria ao anatin’ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Sekoly katolika Moramanga : tsy azo leferina ny gaboraraka

Taorian’ny tany Toamasina, nitohy tany Moramanga indray ny atrikasa mikasika ny fiahiana ara-tsosialy ao amin’ny fitantanana ny sekoly katolika (Didec), ny herinandro lasa teo. Nitarika ny fampiofanana...

View Article
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>