Andohalo : mini-bus tapaka “frein”, nandona rindrim-piangonana
Tapaka hisatra (frein) tampoka ity fiara ity, omaly maraina. Voalaza fa nidina tamin’ny fidinana avy any amin’ny Rova ilay fiara no tsy nahatana intsony ny hisatra ka nifatratra tamin’ny...
View ArticleFahatrarana sokatra miisa 137 : olona telo naiditra am-ponja vonjimaika
Nidoboka am-ponja, afakomaly, ireo olona telo mianadahy tompon’antoka tamin’ilay fikasana hanondrana an-tsokosoko sokatra miisa 137 tratra teny Andohatapenaka… Tsy afa-bela fa nidoboka am-ponja avy...
View ArticleBefelatanana : une opportunité de partage avec l’épouse du SG de l’ONU
Le centre hospitalier universitaire de gynécologie obstétrique de Befelatanana (CHUGOB) a eu l’honneur de recevoir hier la visite de Ban Soon Taek, l’épouse du secrétaire général de l’ONU, accompagnée...
View ArticleTortue Angonoka : le braconnage se poursuit
Le braconnage de tortues à soc ou à éperon (Angonoka) à Soalala, prend de l’ampleur. Quelques semaines après la saisie à Mitsinjo d’une vingtaine de cette espèce de tortue endémique, un piroguier pris...
View ArticleToliara II : le « Dinabe » fait peur aux dahalo
L’initiative conjointe de la population de plusieurs fokontany du district de Toliara II, dans la région Atsimo Andrefana consistant en la mise en place de la charte communautaire «Dinaben’i Toliara»...
View ArticleFizafato : le renouvellement du bureau en septembre
Bien que la situation semble flou à propos du Fikambanan’ny zanaka am-pielezan’ny faritany Toliara (Fizafato), regroupant les natifs de l’ex-province de Toliara, l’association se prépare à renouveler...
View ArticleTohatohabaton’Ambondrona : lehilahy iray naratra mafy notifirin’ny jiolahy
Naratra mafy ilay lehilahy notifirin’ny jiolahy teny amin’ny tohatohabaton’Ambondrona, omaly maraina tamin’ny 6 ora sy 30 mn… Teo amin’ny tohatohabaton’Ambondrona no niharan’ny tifitra variraraka...
View ArticleLazaret Antsiranana : tovolahy mpandihy malaza, maty voatsatoka antsy teo...
Maty tsy tra-drano, voatsindrona antsy teo amin’ny fony ny tovolahy iray antsoina hoe Moratombo Abdoul Karim, afakomaky, tokony ho tamin’ny 8 ora alina, tany Lazaret Antsiranana. Tovolahy mpandihy...
View ArticleAfo sendikaly : hitory izay mampiasa ny anarany ny administratera sivily
Nahitsy ny tenin’Atoa Raholiniarivo Solonavalona Paolo Emilio, mpitondra tenin’ny administratera sivily, omaly tamin’ny mpanao gazety, teny amin’ny toeram-piasany eny Antanimora, fa tsy misy avy...
View ArticleMiasa amin’ny sehatra tsy manara-penitra ny vehivavy sembana
Vahaolana entina hanatsarana sy hampivoarana ny fiainan’ny vehivavy manana fahasembanana, ny mandray azy hiasa na manome asa mendrika ho azy. Tsy izay anefa ny zava-misy eto amintsika amin’izao...
View ArticleUne Malgache interpellée à Maurice : arrêtée avec 103 tortues dans sa valise
La spoliation de nos ressources naturelles se poursuit. Une Malgache vient d’être interpellée à l’île Maurice avec 130 bébés tortues dans ses bagages. Les officiers de l’aéroport de Maurice (AML) ont...
View ArticleMananara Nord : « Crises d’hystérie » dans un collège
Pour la première fois, un cas suspect de crises d’hystérie, communément appelées « Ambalavelona », a été signalé dans le district de Mananara Nord, plus précisément au Collège d’enseignement général...
View ArticleBaccalauréat : 177.687 candidats en lice à travers le pays
En hausse de 7% par rapport à l’année dernière. L’effectif des candidats aux épreuves du baccalauréat monte en flèche d’année en année. La politique adoptée par le ministère de tutelle visant à limiter...
View ArticleGrèves des enseignants : les cours ne reprendront que jeudi prochain au LMA
La grève se poursuit au Lycée moderne Ampefiloha (LMA). Les enseignants refusent de reprendre leur travail tant qu’aucune réponse tangible concernant le paiement de leurs arriérés de vacation, impayés...
View ArticleCommune Rurale Alasora : un partenariat avec la commune de Lavernose-Lacasse
Le maire Marc Ramiaranjatovo vient d’insuffler un nouvel élan au développement de la commune rurale d’Alasora, dans le district d’Antananarivo Avaradrano. La réalisation de son programme sera désormais...
View ArticleHamaky ady ny mpiasan’ny ladoany… : tomponandraikitra ambony ahiahiana...
Hita ary azo sary tamin’ny “caméra de surveillance”, teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato avokoa ny zava-nitranga rehetra tamin’ny fanondranana an-tsokosoko ireo sokatra miisa 130, sarona tany...
View ArticleTsy nisy fisamborana na fanapoahana lakrimozena ary korontana… : rakotra...
Tsy araka ny niheveran’ny sasany azy ny amin’ny mety hisehoan’ny savorovoro. Nanaraka ny fandaminana nomen’ny Emmo/Reg ireo nanatitra voninkazo tetsy amin’ny kianjan’ny 13 mey, omaly ho fahatsiarovana...
View ArticleLalàna vaovao mifehy ny harena an-kibon’ny tany : mikiry biby hampandany azy...
Mbola miteraka adihevitra etsy sy eroa, indrindra eny anivon’ireo mpahay toekarena, ny mpandraharaha madinika sy vaventy, ny teknisianina, ny fiarahamonim-pirenena, sns, ny volavolan-dalàna vaovao...
View ArticleTaxi-be Soamira sy Fifiabe : 62%-n’ny fiara nahitana tsy fahatomombanana teknika
Nahitana tsy fahatomombanana ny 62% amin’ireo fiara taxi-be notsirihina teny amin’ny foibe fitsirihana teknika eny Ampasampito, araka ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny ATT, Rakotondrazaka Andry, omaly....
View ArticleFMMB – FMBM : rahampitso ny «Global Day Of Prayer»
Rahampitso alahady 15 mey, alahadin’ny Pentekosta ny « Global day Of Prayer » na ny «Androm-bavaka maneran-tany». Ho antsika eto Antananarivo, etsy amin’ny Fiangonana FJKM Isotry Fitiavana, manomboka...
View Article