Mère et enfant : une semaine dédiée à leur santé
La 20è édition de la Semaine de la santé de la mère et de l’enfant, et la célébration de la Semaine africaine de vaccination se dérouleront simultanément du 9 au 13 mai prochain. Le budget destiné à la...
View ArticleSaika niharan’ny fitsaram-bahoaka ilay mpamily : ankizivavikely maty...
Maty tsy tra-drano ilay ankizivavikely 11 taona, nofahoan’ny’ny fiara 4×4 iray, teny Ambohimangakely, omaly maraina. Tezitra ny olona ka nikasa hanao fitsaram-bahoaka ireo olona tao anatin’ilay fiara...
View ArticleVoavaly ny ampahany amin’ny fitakiana… : hampitsahatra ny fitokonana ny...
Taorian’ny fitokonana fanairana, nataon’ny mpikambana amin’ny plateforme ivondronan’ny fikambanan’ny mpampianatra sy ny mpanolotsaim-pampianarana, nanambara izy ireo fa hatsahatra ny fitokonana ary...
View ArticleFianarantsoa : tratra ny jiolahy mpangalatra moto
Ela nitoratorahana ka voasambotry ny polisin’ny Fip tarihin’ny kaomisera Rafaliarivo Jules ihany ilay jiolahy ikoizan’ny olona ao Fianarantsoa manoloana ny firongatry ny halatra môtô lavareny ao...
View ArticleTsy mifankafantatra, miara-manendaka : dimy tamin’ireo jiolahy sivy...
Amin’izao fotoana izao, mpanendaka tsy mifankahalala, miara-miasa manao asa ratsy refa sendra ny rembiny. Tahaka ny teny 67 ha, roa lahy nitambarana sivy lahy nandrobany azy. Aza sendra izany… Avy...
View ArticleTratran’ny “court-circuit” : nirehitra ny Lycée Moderne Ampefiloha
Tao anatin’ny iray andro omaly, nandeha ny feo fa nirehitra ny Lycée Moderne Ampefiloha, omaly. Niparitaka hatrany anaty tranonkala ny resaka, ary nampifandraisin’ny olona tamin’ny fitokonan’ny...
View ArticleMiantso fivoriambe : mamerina ny fitakiana ny collectif des paramédicaux
Mihetsika koa ny paramédicaux amin’ny alalan’ny collectif ivondronan’izy ireo. Na mbola tsy nilaza mivantana aza fa hitokona izy ireo raha tsy voavaha ny fitakiana. Mamofompofona grevy sahady ny...
View ArticleInspecteurs du travail : en attente d’un engagement officiel de l’Etat
«Zéro service minimum». C’est ce que les deux syndicats des inspecteurs et des contrôleurs de travail ont laissé entendre lors du début de la manifestation qu’ils ont organisée, hier, à Antsahavola....
View ArticlePépite d’or : le ministère au chevet des parents
Reprise des cours difficile à l’école privée la Pépite d’Or à Ambodivonkely-Ambohimanarina. Hier, cet établissement a rouvert ses portes après une semaine de deuil. A cette occasion, le ministre de...
View ArticleTonga omaly, teny Ivato : hiantso fandraisana andraikitra momba ny hanoanana...
Nigadona, omaly, teny amin’ny Bani Ivato ny sekretera jeneralin’ny Firenena mikambana, Ban Ki-moon mivady ary ireo delegasiona notarihiny. Maromaro ireo fihaonana sy fitsidihana ataony ato anatin’ny...
View ArticleManakara sy Taolagnaro : trano 144 indray may kila, 541 tra-boina, olona 1...
Trano anjatony maro may kila tany Manakara sy Taolagnaro. Olona maro tra-boina, nahafaty sy nandratra olona ihany koa ny afo. Nisehoana haitrano mahery vaika tany Manakara sy Taolagnaro, afakomaly sy...
View ArticleToamasina : olona roa nahatrarana rongony 16 kg
Voasambotry ny polisy tao Tanamakoa Toamasina, ny herinandro teo, ny raim-pianakaviana 60 taona sy renim-pianakaviana iray voarohirohy ho nahatrarana rongony milanja 16 kg. Voalazan’ny polisy fa...
View ArticleAndohatapenaka : tratran’ny polisy ny kamiaobe nitondra toaka gasy 40 bidao
Noraisim-potsiny! Saron’ny polisy teny amin’ny Kianjan’ny Makis eny Andohatapenaka, ny asabotsy teo ny kamiaobe iray nitondra toaka gasy miisa 40 bidao avy any Toamasina. Araka ny fanazavan’ny polisy,...
View ArticleOrtana : ho any Ambatomanga ny mpitsidi-bohitra
Mitohy hatrany ny asa fampahafantarana ireo tanàna sy vohitra manan-tantara eto Analamanga, tontosain’ny Ortana. Hihataka kely ny Renivohitra indray izy ireo miaraka amin’ny mpitsidi-bohitra....
View ArticleTsenan’Andravoahangy : manohitra ny fanisana ataon’ny CUA ny mpivarotra
Nanao hetsika ho fanoherana ny fanisana ny mpivarotra, karakarain’ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny mpivarotra ao amin’ny tsenan’Andravoahangy, omaly hariva. Nitondra sora-baventy izy ireo,...
View ArticleGroupe SGS : remise de don au centre Fanantenana Toamasina
C’est dans le cadre d’un engagement dans une démarche de développement durable que les sociétés du groupe SGS à Madagascar (GasyNet et SGS Madagascar) ont procédé à la remise d’un don pour le centre...
View ArticleParamédicaux : les admis aux épreuves pratiques
Sur les 1 357 présélectionnés, 421 paramédicaux des instituts privés dont 157 infirmiers et 264 sages-femmes qui ont réussi l’épreuve écrite ont commencé, hier, à affronter l’examen pratique au...
View ArticleEvasion massive à Toliara Les responsables lancent un appel à témoins
Moins de deux semaines après l’évasion massive qui s’est produite le 2 mai dernier à la maison centrale de Toliara, le bilan reste inchangé avec six évadés capturés et une vingtaine de détenus en...
View ArticleImportation de véhicules : réception technique retardée à Antananarivo
Les importateurs de véhicules d’occasion déplorent les nouvelles dispositions prises par la direction générale de la sécurité routière concernant la réception technique de leurs marchandises dans la...
View ArticleFitsaram-bahoaka : lehilahy roa nanakana vehivavy, matin’ny fokonolona
Ny mpananatra momba ny zon’olombelona tonga eto amintsika, ny fitsaram-bahoaka mandeha ihany any amin’ny faritra any. Olona roa matin’ny fitsaram-bahoaka, tany Ikalamavony. Tsy namelan’ny olona raha...
View Article