Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tanjombato : mpangalatra môtô niharan’ny fitsaram-bahoaka

 Naratra mafy, araka izao ahitana azy amin’ny sary izao ity jiolahy iray nikasa hangalatra môtô teny Tanjombato, omaly antoandro. Araka ny fanazavan’ireo olona nahita ny fihetsiny, efa niandriandry...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fampianarana : fampivelarana ny sain’ny ankizy ny “préscolaire”

Antoky ny fivelaran’ny sain’ny ankizy ny fampianarana ao amin’ny kilasy garabola « préscolaire ». Raha ao amin’io kilasy io no mandringa ny fampianarana, mampibirioka ny ankizy ary mety hanimba ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

« Olympiade matematika 2016 » : 6 mianadahy hisolo tena an’i Madagasikara

Randrianasolo Fenosoa Samuel, Razanamalala Marie Jacquelone, Rakotomamy Nanjafiharisoa Faniriana, Andiniaina Tojonirina Mickael, Hajamampionona Alain Priva, ary Aingatiana Santatriniaina Hosana. Ireo...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Échanges commerciaux : le troc, une pratique qui persiste encore

En ce troisième millénaire des temps modernes, une pratique en cours depuis la nuit des temps persiste encore, en l’occurrence le troc ou « takalo », aussi bien en milieu urbain que rural. C’est un...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Période de soudure : fin précoce sur les hautes terres

Avec les dernières récoltes de riz de la première saison et celles de la deuxième saison « Vakiambiaty », en particulier les rizières qui ont eu la chance d’être irriguées à temps, la fin de la période...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

CEPE : le nombre des candidats en hausse

27 147 candidats enregistrés en 2015 contre 28430 cette année, le nombre des candidats au CEPE a augmenté de 4,71% dans la circonscription scolaire (Cisco) d’Antananarivo-Renivohitra. Ils sont repartis...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Cyclone : les probabilités s’amenuisent

Dans son bulletin prévisionnel du 1er au 15 avril, le service météorologique a souligné qu’ « Aucun risque de formation cyclonique ne pourrait intéresser Madagascar durant cette période ». Comme la...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Trafic d’Angonoky : sécurité renforcée dans la Baie de Baly

Le braconnage de tortues « Angonoky » dans le parc national Baie de Baly prend une certaine ampleur malgré les efforts déployés par Madagascar national parks (MNP) et ses partenaires. Pour endiguer ce...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Projet Adiafo : 960.000 jeunes plants mis en terre

Le projet «Ala diovina sy hajariana ho fandrehitra ho an’ny olona» (Adiafo), dont l’objectif est d’améliorer la disponibilité en bois de chauffe et d’énergie dans les districts d’Ankazobe et...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Scouts : les Britanniques gagnent en expérience

Les jeunes scouts britanniques ne rentreront pas les mains vides à l’issue de leur mission d’une semaine dans la Grande île. Cette mission en terre malgache était une expérience enrichissante pour ces...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Naufrage à Maroantsetra : quatre personnes se noient

Une pirogue a chaviré avant-hier à Rantabe. Quatre personnes, dont le chef de poste de gendarmerie de cette localité ainsi que sa femme, y ont péri. La célébration de la Journée de la Gendarmerie dans...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vol de vanille verte : la PNV en action à Ambanja

La qualité de la vanille produite dans le district d’Ambanja risque de se dégrader, déplorent les opérateurs de la filière qui dénoncent la recrudescence des vols de vanille verte sur pied. La...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Insécurité dans le sud : le renforcement de l’Usad souhaité

La députée Francette Harifanja Razafindrakoto de Beroroha souhaite le renforcement en moyens matériel et humain des forces affectées dans les Unités spéciales anti-dahalo (Usad) installées dans les...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Zanak’Androy Tsimiondra Tomasy : « Tsy azo ampanginina amin’ny vola ny...

Nivatravatra sy avo feo toy ny fanaony. « Tsy ekenay ny hampanginana ny Raharaha Anjozorobe noho ny resa-bola », hoy i Tsimiondra Tomasy. Nambarany fa efa miomana amin’ny dingana manaraka izy ireo...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Hanampy antsika amin’ny Frankofonia i Frantsa

« Hitondra ny fanohanany, tsy eo amin’ny lafiny arofenitra ihany fa eo amin’ny serasera maoderina sy ny fitaterana ary koa ny fampiantranoana… Momba ny arofenitra manokana, efa manana ny fomba sy ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mandrahona hitokona… : manome 72 ora ny fanjakana ny mpandraharahan’ny fonja

Hanao fanambarana, eny Antanimora, ny sendikan’ny mpandraharaha ny fonja, anio, momba ny fitakian’izy ireo. Araka ny fanazavana azo avy amin’ny sendikà, manome 72 ora ny fanjakana izy ireo hamaliana ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanafihana tao Soanierana Ivongo : jiolahy roa nidoboka am-ponja ao...

Nidoboka avy hatrany ao amin’ny fonjaben’Ambalatavoahangy ao Toamasina ireo jiolahy roa tompon’antoka tamin’ny fanafihana mitam-piadiana tao Soanierana Ivongo, ny volana marsa teo…   Ny alarobia 30...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mpivarotra sy mpifoka rongony : olona efatra naiditra am-ponja

 Naiditra am-ponja afakomaly ireo olona efatra voarohirohy ho mpivarotra sy mpifoka rongony voasambotry ny zandary avy ao amin’ny borigadin’Itaosy, ny asabotsy teo. Araka ny fanazavan’ny zandary,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tanora tsy tara – Fitondrantena, fahaizana… : tanora feno , tsy mandringa

 Manomboka eo amin’ny faha-18 taona hatramin’ny faha-25 taona eo no tena herin’ny fahatanorana. Takian’ny fiarahamonina ankehitriny ny tanora feno amin’ny lafiny rehetra ary tsy tokony handringa na...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

50 000 ny Fram mbola tsy mpiasam-panjakana : tsy tokony hampiditra Fram...

 Afaka dimy taona vao hovoaray ho mpiasam-panjakana avokoa ny mpampianatra Fram 50 000 efa am-perinasa, amin’izao fotoana izao. Eo am-piandrasana izany, tsy miditra an-tsehatra intsony amin’ny Fram...

View Article
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>