Minisiteran’ny Fanabeazana: anisan’ireo manampahaizana ny minisitra...
Handray ny fitantanana ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, manomboka anio, ny dokotera Sahondrarimalala Marie Michelle, niandrakitra ny talen’ny antokon-draharaham-pitsarana sy ny sosialy teo...
View ArticleAdy amin’ny Covid-19: tonga ny fanampiana andiany fahatelo avy amin’ny Sinoa
Andiany fahatelo ny fanampiana avy amin’ny governemanta sinoa tonga teny Ivato, ny alarobia teo. Nandray izany ny ekipan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, notarihin’ny sekretera jeneraly. Nahitana...
View ArticleTaom-pianarana 2020-2021: hiditra ny 21 septambra ny sekoly katolika
Raha tsy mbola mazava ny tetiandro hamaranana ny taom-pianarana 2019-2020 ho an’ny sekolim-panjakana sy ny tsy miankina sasany, efa mandray ny fisoratana anarana sahady ny eny amin’ny sekoly katolika...
View ArticleHerintaona nivarotana héroïne sy cocaïne teny 67ha: nizerianina roa lahy sy...
Natolotra ny fampanoavana, omaly, ireo teratany nizerianina roa lahy voarohirohy tamina raharaha fivarotana héroïne sy cocaïne eny 67 ha sy ny manodidina. Efa ho herintaona ny nanaovan’izy ireo ity asa...
View ArticleKMF/Cnoe : “Hamafisina ny fepetra…”
“Tsara kokoa raha avela halalaka ny fiharian’ny fiarahamonina. Nefa tsaratsara kokoa no ho izay, raha mihamafy ny fepetra any amin’ny fitandremana”, hoy ny filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe Fanabeazana...
View ArticleVarotra anaty facebook: tratra ireo mpisoloky tanin’olona sy mpiasan’ny...
Nidoboka am-ponja avy hatrany ny efatra amin’ireo olona voarohirohy tamina fivarotana tanin’olona ao anaty tambajotran-tserasera facebook raha olona efatra hafa kosa nahazo fahafahana vonjimaika....
View ArticleBani Ivato: nanao fitsirihana ireo fiaramanidin’ny Tafika ny Cema
Tonga nitsidika ny Base aeronavale d’Ivato (Bani) sy nanara-maso ireo fiaramanidina ampiasain’ny Tafika, omaly, ny lehiben’ny Etamazaoron’ny Tafika (Cema), ny Jly Rabenaivoarivelo Jean Claude, sy ny...
View ArticleFanatsarana ny fanabeazana : hampitomboina ny ora fianaran’ny mpianatra
Nitondran’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina tsindrim-peo manokana nandritra ny fanendrena minisitra vaovao natao ny alakamisy teo ny momba ny ora fianarana eto Madagasikara. Manodidina ny 200 ora...
View ArticleMinisitra vaovao ny Fanabeazana: «Tsy miova ny datim-pananadina CEPE…»
Mazava izany izao, araka ny nambaran’ny minisitra vaovao misahana ny Fanabeazam-pirenena (Men), i Sahondrarimalala Michelle, ny momba ny fanadinam-panjakana. «Tsy miova ny tetiandro efa napetraka....
View ArticleFamatsiam-bolan’ny Banky iraisam-pirenena : nahazo moto miisa 114 ny MATP sy...
Nahazo moto miisa 114 ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fambolena (Maep), amin’ny alalan’ny tetikasa fampiroboroboana ny fambolena sy ny fiahiana ny fananan-tany (Casef) sy ny ao amin’ny minisiteran’ny...
View ArticleEducation: les dates des examens officiels maintenues
Le calendrier des examens officiels, annoncé par le président de la République, ne connaîtra aucun changement. Mais compte tenu de la situation exceptionnelle actuelle, le ministère de l’Education...
View ArticleReprise du transport : la ligne suburbaine se donne une semaine
Jusqu’à nouvel ordre, le transport en commun est encore à l’arrêt dans la capitale. Mais vu l’évolution de la situation sanitaire, la reprise se profile à l’horizon. Toutefois, à partir du moment où...
View ArticleSanté publique: le nouveau ministre donne la priorité aux engagements du PRM
Le nouveau ministre de la Santé publique, le Pr Hanitrala Jean Louis Rakotovao, vient de prendre officiellement ses fonctions. La passation de service entre le ministre sortant, le Pr Ahmad Ahmad, et...
View ArticleRecherche sur le paludisme: deux scientifiques de l’IPM lauréats du 2020 CGH
Deux scientifiques de l’Institut Pasteur de Madagascar (IPM), le professeur Milijaona Randrianarivelojosia, chef de l’unité de Recherche sur le paludisme, ainsi que le docteur Laurence Baril,...
View ArticleTrafic de drogue dure: deux dealers africains tombés dans le filet de la police
Belle prise des éléments du Service central de lutte contre l’abus de stupéfiants et de substances psychotropes de la Police nationale. Dans l’après-midi du 20 août, ils ont mis la main sur trois...
View ArticleSécurisation de la région Atsimo Andrefana: l’immixtion des autorités dans le...
L’application des différentes chartes communautaires « Dina » favorise la restauration de la sécurité dans le Sud. Cependant, les interventions des autorités à différents échelons portent souvent...
View ArticleAides sociales: distribution de «Vatsy tsinjo» à Ankorondrano
L’opération «Vatsy tsinjo» se poursuit sans anicroche dans la capitale. Plus d’un millier de familles issues de trois fokontany du 3e arrondissement de la capitale ont joui des aides sociales de...
View ArticleExamen du CEPE: la distribution des convocations débutera ce jour
Parents et élèves ne sont plus dans l’incertitude. Après la passation de service, la nouvelle ministre de l’Education nationale a confirmé la tenue du CEPE ce 1er septembre. La distribution des...
View ArticlePrêt à la Cnaps: 38.000 inscrits en 4 jours
Le projet prêt à taux zéro est sur les rails. 38.000 employés se sont déjà inscrits sur le site de la Caisse nationale de prévoyance sociale (Cnaps) depuis l’ouverture des inscriptions mardi, de source...
View ArticleEPP d’Antetezanafovoany: le MCC équipe les candidats au CEPE
A cause de la crise actuelle, certains parents, notamment ceux issus du milieu défavorisé, n’ont plus les moyens d’équiper leurs enfants qui vont passer les examens du CEPE. Une situation qui a amené...
View Article