![]()
Raha tsy mbola mazava ny tetiandro hamaranana ny taom-pianarana 2019-2020 ho an’ny sekolim-panjakana sy ny tsy miankina sasany, efa mandray ny fisoratana anarana sahady ny eny amin’ny sekoly katolika eto Antananarivo ho an’ny taom-pianarana vaovao. Ny 4 septambra ka hatramin’ny 11 septambra ny fametrahana ny antontan-taratasy rehetra ilaina ho amin’izany ary hiditra ny 21 septambra […]