Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Minisitra vaovao ny Fanabeazana: «Tsy miova ny datim-pananadina CEPE…»

$
0
0
Mazava izany izao, araka ny nambaran’ny minisitra vaovao misahana ny Fana­beazam-pirenena (Men), i Sahondrari­ma­lala Michelle, ny momba ny fanadinam-panjakana. «Tsy miova ny tetiandro efa napetraka. Hotan­terahina ny 1 septambra ny fanadinana CEPE. Toe-javatra manokana sy fepetra manokana koa no noraisina… Miara-manao fanadinana avokoa ny mpianatra», hoy izy, tetsy Anosy, omaly. No­tan­terahina tamin’izany ny fandraisany ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>