Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Famatsiam-bolan’ny Banky iraisam-pirenena : nahazo moto miisa 114 ny MATP sy ny Maep

$
0
0
Nahazo moto miisa 114 ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fambolena (Maep), amin’ny alalan’ny tetikasa fampiroboroboana ny fambolena sy ny fiahiana ny fananan-tany (Casef) sy ny ao amin’ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany sy ny asa vaventy (MATP). Vokatry ny fiaraha-miasa avy amin’ny famatsiam-bolan’ny Banky iraisam-pirenena (BM) ny nahazoana izany. «Tanjona ny hanatsarana bebe kokoa ny asa eo […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>