Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

KMF/Cnoe : “Hamafisina ny fepetra…”

$
0
0
“Tsara kokoa raha avela halalaka ny fiharian’ny fiarahamonina. Nefa tsaratsara kokoa no ho izay, raha mihamafy ny fepetra any amin’ny fitandremana”, hoy ny filoha nasionalin’ny KMF/Cnoe Fa­nabeazana olom-pirenena, Andriamalazaray Andoniaina. Atao izany raha ilaina ny manasazy ireo tsy manaraka fepetra, ary atao hentitra sy mafy mba hohajain’ny olona ny fepetra. Tsy midika izany hoe hohidina […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>