![]()
Tonga nitsidika ny Base aeronavale d’Ivato (Bani) sy nanara-maso ireo fiaramanidina ampiasain’ny Tafika, omaly, ny lehiben’ny Etamazaoron’ny Tafika (Cema), ny Jly Rabenaivoarivelo Jean Claude, sy ny lehiben’ny Etamazaoron’ny Tafika ana habakabaka, ny Jly Radona Ratiarivelo Elis. Ankoatra ny fiaramanidina, notsirihina ihany koa ny toeram-panovozam-pahalalana nandraisana ireo mpianatra ho manamboninahitra mpanamory fiaramanidina ary ny fitaovana entina […]