Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

ENI Fianarantsoa: 317 nouveaux diplômés prêts à intégrer le monde professionnel

La sortie de promotion des 317 jeunes qui viennent de terminer leur cursus au sein de l’Ecole nationale d’informatique (ENI), s’est déroulée, hier à Fianarantsoa, sous le patronage du président de...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Transport illégal  de vanilles: un Chinois et une Malgache arrêtés

Se basant sur un renseignement fourni par un particulier, la Police de la Sut (Sûreté urbaine d’Antananarivo) a découvert 11 cartons, contenant 220 kg de vanilles préparées, dans une voiture garée sur...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Mahajanga: nipotsaka ny atidohany, lehilahy nitsoraka tao ambany kamiao

Maty tsy tra-drano ny raim-pianakaviana iray namono tena nitsoraka tao ambany kamiaobe tany Mahajanga, omaly maraina. Nanana olana izy ity ka tsy nahazaka izany ary izao niafara tamin’ny famonoan-tena...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ikongo: fianakaviana iray tratra nangalatra lavanila

Tratran’ny polisin’Ikongo tamina fianakaviana iray ao Ambatovory, kaominina ambanivohitr’i Tolongoina, distrikan’Ikongo, ny 5mey 2019 lasa teo, ny lavanila maitso milanja 40 kg. Fitarainana sy...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Antanambazaha: MD ilay jiolahy namaky fiarana sinoa

Saron’ny polisy avy ao amin’ny CSP Mananjary, ny 15 mey 2019 lasa teo, ny jiolahy iray 41 taona, mpamerin-keloka amina halatra sy fisolokiana. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny polisy, raindahiny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Isorohana ny aretina mamany lava: hanorina CHRD 13 sy CHRR iray vaovao ny...

 “Atsaharo ny fanitsakitsahana zon’ny vehivavy noho ny aretina mamany lava”. Izay ny lohahevitra hitondrana ny fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho fanafoanana ny faharovitan’ny tatavia ka...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Distrikan’Ihosy: diso ny filazana fa lany ny Fib

Misy ny filazana na ny vaovao mahakasika ny fahalanian’ny “Fiches individuelles des bovidés” (Fib), ilay taratasy tsy maintsy ananan’ny omby tsirairay, ao amin’ny distrikan’Ihosy, faritra Ihorombe....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fanafody tena ilain’ny tobim-pahasalamana: misongadina ny hitsaboana tazo sy...

Fototra iray mampandroso sy mampahomby ny asam-pitsaboana ny fananana fanafody fototra manana kalitao manaraka ny fenitra sy ny fitaovana hikarakarana ny marary amin’ny fotoana rehetra ilana azy eny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Make the choice: fifaninanana manangana orinasa

Nampahafantarin-dRtoa Delmotte Stéphanie, reny mpiahy ny fandaharanasa “Make the choice” sady tale kabinetran’ny fiadidiana ny Repoblika, omaly, teny amin’ny Hotel Colbert, ny fifaninanana mamorona...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

 Fikambanana AAM: “Tsena ho an’ny reny” hanohanana ireo sahirana

 Manome fotoana ho an’ny rehetra ao amin’ny espace Dera eny Tsiadana ny Association accueil Madagascar (AAM), ny 24 mey ho avy izao,amin’ny “Tsena ho an’ny reny” (Bazar des mamans), andiany faha-18....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Maka vola hatramin’ny 1 500 000 Ar: tratra ilay mpisoloky ho mpandefa mpiasa...

Olona iray indray no voasolokin’ny ramatoa (eo amin’ny sary) iray milaza fa afaka mandefa mpiasa any ivelany. Efa nahazoany vola 1 500 000 Ar ilay vehivavy kanefa  tsy nisy akory ilay asa… Nidoboka...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Humanisation de la détention: la ration carcérale améliorée

Le ministère de la Justice réagit aux remarques négatives sur la situation carcérale dans le pays. Ce département initie actuellement des actions qui vont tendre vers l’humanisation de la détention....

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tagnamaro: l’Epp Anatihazo Isotry fait peau neuve  

  Le mouvement « Tagnamaro » a fait ses effets à l’EPP Anatihazo Isotry. Trois départements ministériels, à savoir le ministère de la Population, de la protection sociale et de la promotion de la femme...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Météo: des pluies dans le sud du pays

Dame pluie est au rendez-vous dans le sud de l’île depuis hier. Une telle situation se poursuivra ce jour, pour atteindre progressivement d’autres zones environnantes, comme Fianarantsoa,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Escroquerie et abus de confiance: plainte contre une candidate à la députation  

Une candidate à la députation dans l’Atsimondrano, fait l’objet d’une plainte pour escroquerie à grande échelle où elle aurait pu extorquer  plus d’un milliard d’ariary. Un scandale qui va certainement...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Travail à l’étranger: une Majunguaise arnaquée

Les individus qui profitent de l’ignorance des gens et exploitent leur désir pour leur soutirer de l’argent, existent encore malheureusement. Les faits ont commencé en janvier. Une jeune femme de...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Gare routière d’Aranta: sécurisation des colis au départ de Mahajanga

  La gare routière d’Aranta améliore ses prestations en matière d’acheminement de colis par taxi- brousse. Les mesures de sécurisation des envois ont été renforcées depuis une semaine dans l’intérêt...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Infa Androhibe: contrôle inopiné du ministre

Le ministère du Travail, de l’emploi, de la Fonction publique et des lois sociales mise sur la transparence des concours administratifs, dans le cadre de l’éradication de la corruption dans...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Vita hatreo ny fampanofana: hasiana marika manokana ireo basy isaky ny...

Manome fe-potoana hatramin’ny 20 jona 2019 ho avy izao mba hamerina ireo basy tsy ara-dalàna araka ny tenin’ny filoham-pirenena ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena. Hasiana marika manokana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Betroka: Basy Kalachnikov roa azon’ny zandary

Azon’ny zandary avy ao amin’ny kaompanian’i Betroka, ny herinandro teo tao Andriry Betroka ny basy Kalachnikov roa. Misy hatrany ny ezaka ataon’ny zandary amin’ny fampandriana fahalemana amin’iny...

View Article
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>