![]()
Nampahafantarin-dRtoa Delmotte Stéphanie, reny mpiahy ny fandaharanasa “Make the choice” sady tale kabinetran’ny fiadidiana ny Repoblika, omaly, teny amin’ny Hotel Colbert, ny fifaninanana mamorona orinasa sy tetikasa, misokatra ho an’ny olom-pirenena mihoatra ny 18 taona, amin’ny faritra 23. Fandaharanasa, ahazoana 40 tapitrisa Ar, tafiditra ao anatin’ny politika ankapoben’ny fanjakana (PGE). Haharitra 24 herinandro ny “Make […]