![]()
Maty tsy tra-drano ny raim-pianakaviana iray namono tena nitsoraka tao ambany kamiaobe tany Mahajanga, omaly maraina. Nanana olana izy ity ka tsy nahazaka izany ary izao niafara tamin’ny famonoan-tena izao na efa nosakanan’ny fianakaviany ihany aza… Niparitaka eran’ny arabe ny atidohan’ilay raim-pianakaviana 34 taona nitsoraka tao ambany kamiaobe tao amin’ny fokontany Antanambao ,Mahajanga, omaly maraina. Araka ny […]