![]()
Saron’ny polisy avy ao amin’ny CSP Mananjary, ny 15 mey 2019 lasa teo, ny jiolahy iray 41 taona, mpamerin-keloka amina halatra sy fisolokiana. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny polisy, raindahiny amin’ny halatra anaty fiara sy ny fisolokiana ary ny vaky trano ao an-tampon-tanànan’i Mananjary ity jiolahy ity. Ny 29 avrily 2019 lasa teo izy no nangalatra […]