Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Betroka: Basy Kalachnikov roa azon’ny zandary

$
0
0
Azon’ny zandary avy ao amin’ny kaompanian’i Betroka, ny herinandro teo tao Andriry Betroka ny basy Kalachnikov roa. Misy hatrany ny ezaka ataon’ny zandary amin’ny fampandriana fahalemana amin’iny faritra iny sady ho fanentanana ny olona mitazona basy tsy ara-dalàna mba hamerina izany mialoha ny 20 jona 2019 ho izao, araka ny tenin’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina. Loharanom-baovao no […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>