![]()
Manome fe-potoana hatramin’ny 20 jona 2019 ho avy izao mba hamerina ireo basy tsy ara-dalàna araka ny tenin’ny filoham-pirenena ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fiarovam-pirenena. Hasiana marika manokana ihany koa ireo basy mba hamantarana ny tobi-miaramila nivoahany… Nifarana ny asabotsy teo teny Vontovorona ny atrikasa nataon’ireo tompon’andraikitra misahana ny fikirakirana ny fitaovam-piadiana eo anivon’ny foloalindahy, nahitana […]