Brickaville : des kits scolaires aux EPP
Le pouvoir central s’attèle actuellement à l’amélioration du taux de scolarisation par sa contribution à l’allègement des charges des parents d’élèves des écoles publiques. Le directeur de cabinet du...
View ArticleTrafic de prostituées et de drogues : six Malgaches condamnés à Mayotte
Un réseau de trafiquants de drogues opérant sur l’axe Mayotte – Madagascar et qui fait entrer dans ce département français des candidats à l’immigration clandestine dont des prostituées venant de la...
View ArticleVaky fasana teny Anosiala Ambohidratrimo : ny firavaka sarobidy indray no...
Fasan’olona, voalaza fa ana mpivady mpanakarem-be tamin’ny fotoan’androny, ary efa tsy nisokatra an-taona maro ity norobain’ny jiolahy, teny Anosiala Ambohidratrimo, omaly ity. Tsy mba ny taolam-paty,...
View ArticleTokony ho fahazaran’ny mpitsabo ny mitily diabeta ny marary
Mitombo hatrany ny olona tratran’ny aretina diabeta eto Madagasikara. Manaporofo izany indrindra ny salanisa voarain’ny Centre Marie Stella etsy Analamahitsy nandritra ny hetsika iray volana nanaovana...
View ArticleAmbohijatovo : atahorana ny ain’ilay ramatoa noteren’ny taxi-be tapaka « frein »
Io indray ! Naratra mafy ilay renim-pianakaviana notrongisin’ny taxi-be tapaka frein teny Ambohijatovo, omaly hariva. Voalaza fa tapaka frein tampoka ilay taxi-be ka tsy nahafehy ny familiana intsony...
View ArticleFanondranana rongony sy vehivavy : Malagasy 6 voaheloka 3 taona an-tranomaizina
Voaheloka higadra telo taona an-tranomaizina any Mayotte ny teratany malagasy miisa enina, afakomaly. Niakatra fitsarana tany an-toerana izy ireo, rehefa notanana am-ponja vonjimaika hatramin’ny taona...
View ArticleMpanampy an-trano nivadika : najifan’izy telo vavy ny vola 5.400.000 Ar
Nihevitra ny tsy ho tratra! Voasambotry ny zandary tany Ambohinambo Talatamaty, ny vehivavy telo nangalatra tao amin’ny mpampiasa azy. Mpanampy an-trano avokoa izy telo mirahavavy ireto, ka niketrika...
View ArticleAsa fampihorohoroana tao Paris : matin’ny polisin’ny Raid i Abdelhamid Abaaoud
Roa andro taty aorina, fantatra fa anisan’ny maty nandritra ny fanafihan’ny komando frantsay tany Saint Denis ilay lehiben’ny mpampihorohoro nahavanona ny famonoana ireo frantsay marobe, ny zoma 13...
View ArticleAny ivelany : mankalaza ny fetim-pireneny ny Japoney
Andro lehibe ho an-dry zareo japoney ny androany. Manamarika ny faha-82 taona nahaterahan’ny amperora ny vahoaka japoney androany. Ity fotoana ity koa no natokana ho fetim-pirenen’izy ireo. Tsy ho diso...
View ArticlePauet : succès auprès des 12 Dren d’intervention
Une revue à mi-parcours du Programme d’appui d’urgence à l’éducation pour tous (Pauet) a été effectuée, avant-hier au siège de la Banque mondiale à Anosy, à laquelle ont participé le ministère de...
View ArticleManifestation estudiantine : affrontement évité à Vontovorona
L’affrontement entre les forces de l’ordre et les étudiants de l’Ecole supérieure polytechnique de Vontovorona, tant redouté hier, n’a finalement pas eu lieu. Les éléments des forces de l’ordre sont...
View ArticleMédecine : partenariat entre Showa et Ankatso
La cérémonie de signature de la convention de partenariat entre la faculté de médecine de l’université de Showa au Japon, et celle de l’université d’Antananarivo, s’est tenue hier à la salle du conseil...
View ArticleFitakiana ny fialan’ny ben’ny Tanànan’ i Toamasina : nifandona ny « gros bras...
Tsy tafiditra tao amin’ny birao fiasany Ingahy Ratsiraka Elysé omaly, raha nikasa hiditra ny lapa izy. Raikitra ny savorovoro teo amin’ny mpiasan’ny kaominina sy ny bokon’ozatra. Olona iray naratra....
View ArticleOpération mpividy volamena : olona miisa 11 indray voasambotry ny polisy
Nanao bemidina tampoka nandraoka ireo mpivarotra volamena tsy ara-dalàna eo Analakely ny polisy, afakomaly. Olona miisa 11 no indray voasambotra teo amin’ny lapan’ny Tanàna… Fantatra taorian’ny...
View ArticleVokatra 100 andro (R.R.I) : nidina an-tsehatra ireo tompon’andraikitra ambony...
Ho tohin’ny ezaka ataon’ny polisim-pirenena ary fanatanterahana ny vokatra haingana 100 andro (R.R.I), nidina ifotony ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny polisim-pirenena, omaly maraina teto...
View ArticleAnkadindratombo Alasora : hafindra toerana ireo mpivarotra eo ambony tetezana
“Ahina hitera-doza sy miteraka fitohanan’ny fifamoivoizana ireo mpivarotra eo ambony tetezan’Ankadindratombo… Manoloana izany, nifampidinika izahay sy ny kaominina Antananarivo Renivohitra ary ireo...
View ArticleKolikoly andrin-jiron’ny Jirama : olona 15 indray niakatra fampanoavana
Tantara mitohy! Mipoitra tsikelikely hatrany ny raharaha kolikoly ao amin’ny orinasa Jirama. Araka ny fanadihadiana natao, nampanantsoin’ny rafi-pitsarana Chaîne pénale, omaly 20 novambra ny olona 15....
View ArticleDHL : manampy ny SOS Village ny Go Teach
Hatramin’ny taona 2009, niara-niasa akaiky ny orinasa DHL sy ny SOS Village d’enfants amin’ny alalan’ny tetikasa Go Teach. Tanjon’ity fandaharanasa ity ny fampahafantarana ireo tanora ny lanjan’ny...
View ArticlePolyclinique Ilafy : arifomba ny « radiothérapie » hitsaboana ny homamiadana
Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy omaly ny sampandraharaha misahana ny « radiothérapie », izay fitsaboana ny aretin’ny homamiadana eny amin’ny Polyclinique Ilafy. Miandraikitra voalohany izany...
View ArticleSuspicion de détournement et favoritisme : la Jirama de nouveau secouée
Pour la énième fois, des employés de la compagnie nationale de distribution d’eau et d’électricité sont suspectés de se retrouver au cœur de combines financières des plus sombres. Les crises se suivent...
View Article