Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Vokatra 100 andro (R.R.I) : nidina an-tsehatra ireo tompon’andraikitra ambony ao amin’ny polisy

$
0
0
Polisy1

 Ho tohin’ny ezaka ataon’ny polisim-pirenena ary fanatanterahana ny vokatra haingana 100  andro (R.R.I), nidina ifotony ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny polisim-pirenena, omaly maraina teto amin’ny faritra maro manodidina ny renivohitra. Ny sekretera jeneralin’ny polisim-pirenena, ny contrôleur général de police, Razafimanantsoa Aimé Tantely no nitarika izany, niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy ary ny lehiben’ny hery vonjitaitran’ny polisy (Usi, SAG), ny lehiben’ny kaomisaria eto an-drenivohitra. Nodinihina manokana ny momba ny fitohanan’ny fiara eny amin’ny Rn 7 sy Rn 4 ary ny fijerena ireo toerana malaza be mpangarom-paosy sy mpanendaka.

J.C

Cet article Vokatra 100 andro (R.R.I) : nidina an-tsehatra ireo tompon’andraikitra ambony ao amin’ny polisy est apparu en premier sur NewsMada.


Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>