Bois de rose à Singapour : l’AVG rappelle à l’Etat son engagement
« A quelques semaines du tribunal de cassation de l’affaire de bois de rose de Singapour, l’Etat malgache n’a pas encore concrétisé officiellement son engagement dans cette affaire », a rappelé «...
View ArticleCnaps-Trésor : poursuite du périple dans le Vakinankaratra
La mission conjointe de la Caisse nationale de prévoyance sociale (CNaPS) et le Trésor public se poursuit. Après Itasy, la région Vakinankaratra a accueilli durant trois jours la première semaine de...
View ArticleAmbohimanambola : un 3P réussi
Un millier d’élèves issus de la Commune rurale d’Ambohimanambola ont bénéficié de dons en kits scolaires de la société de distribution pétrolière Jovenna. D’un montant de 8.500.000 ariary, ces kits ont...
View ArticleMpanao fihetsiketsehana tany Ampasimbe Manatsatrana : namoy ny ainy ny iray,...
Naiditra am-ponja vonjimaika ao Ambalatavoahangy Toamasina indray, omaly, ireo olona miisa 12 tamin’ireo 15 ambiny naman’ireo naiditra am-ponja, afakomaly. Nisy naman’izy ireo kosa namoy ny ainy,...
View ArticleMandiavato Miarinarivo : jiolahy enina nirongo Kalachnikov nanafika...
Enin-dahy nirongo Kalachnikov nanafika tokantrano efatra any Manjakory, kaominina Mandiavato Miarinarivo ny faran’ny herinandro teo. Nanapoaka basy ireo jiolahy nandritra ny fanafihana tamin’ireo...
View ArticleTany Ikalamavony : taksiborosy notafihin’ny jiolahy, voatifitra ny mpamily
Maty voatifitra teo amin’ny tendany ny mpamilin’ilay taksiborosy 4×4 notafihin’ny jiolahy nirongo fitaovam-piadiana mahery tao Ikalamavony, omaly maraina. Lasan’ireo jiolahy ny vola sy ny entan’ny...
View ArticleJiolahy mpaka an-keriny : naiditra am-ponja ireo telo lahy voasambotra
Natolotra ny fampanoavana ireo telo lahy voasambotry ny zandary voalaza fa mpanao fanafihana mitam-piadiana sy mpaka an-keriny, ary naiditra am-ponja vonjimaika. Efa-dahy izy ireo, fa ny iray maty...
View ArticleEPP Amboaroy Antehiroka : nahazo “Kit scolaire” ny mpianatra
Anisan’ny fokontany be fianakaviana sahirana ny ao Amboaroy, raha oharina amin’ireo fokontany sasany ao amin’ny kaominina Ambohibao Antehiroka, raha ny filazan’ny ben’ny Tanàna Razakandrainy Xavier...
View ArticleMpanao volo : mila tsy ho voaloa ny karaman’ny mpiasa
Mitaraina ireo olona manana toerana fanaovam-bolo misokatra isan’andro fa manimba fidiram-bola mihitsy ny fahatapahan-jiro, indrindra rehefa zoma sy asabotsy. Amin’ireo andro roa ireo no tena betsaka...
View ArticleFacilité de faire des affaires La Grande île peut mieux faire
Dans un communiqué intitulé, « Doing Business 2017 : Madagascar simplifie les procédures pour démarrer une entreprise », parvenu à la rédaction hier, le groupe de la Banque mondiale vient noter une...
View ArticleVivre sans CIN : une mère de famille témoigne
Mère de trois enfants, dont deux scolarisés, Holymalala Mbinintsoa fait partie des familles nécessiteuses. A trente ans, elle n’a pas encore sa carte d’identité nationale (CIN). Interview. * Les...
View ArticleEPP Ambohipo : manifestation des parents
Les parents des élèves de l’Ecole primaire publique (EPP) d’Ambohipo ont manifesté, hier, contre l’affectation du directeur de cet établissement qui vient à peine d’être nommé sur les lieux, il y a un...
View ArticleTrafic de tortues : détention maintenue pour les suspects
Le procès sur le trafic de tortues, récemment démantelé par la gendarmerie et l’Alliance Voahary Gasy, s’est déroulé hier au palais de justice d’Anosy. Impliquant trois personnes dont une femme, ce...
View ArticleDécès d’une commerçante : les versions divergent
La Commune urbaine d’Antananarivo (CUA) et les marchands ambulants ont chacun leur version sur la cause du décès de Ramama, une commerçante d’une soixantaine d’années, après une course poursuite avec...
View ArticleAmboasary-Antehiroka : des classes primaires multigrades
Manque de capacité d’accueil. L’école primaire publique (EPP) d’Amboasary-Antehiroka ne dispose pas d’infrastructures suffisantes (salles de classe, tables-bancs), pour accueillir les quelque 170...
View ArticleInertie du pouvoir : les sous-officiers reviennent à la charge
La situation politique risque de dégénérer dans les jours qui viennent, à en croire un communiqué d’un groupe de sous-officiers de l’armée et de la gendarmerie. Les prétendus sous-officiers n’ont pas...
View ArticleNoho ny mpitondra ”manao bemarenina” : handray fahefana ny manamboninahitra...
Ahoana ihany ny Tafika amin’izao toe-draharaham-pirenena izao? Mihetsika ny manamboninahitra lefitra, milaza handray ny fitantanana ny firenena… « Feno ny kapoaka… Horaisinay ao anatin’ny fotoana fohy...
View ArticleAmbalavao : Mazda tapaka hisatra, nivadika tany anaty lavaka
Olona vitsivitsy naratra vokatry ny lozam-piarakodia nitranga teny Ambalavao, omaly antoandro. Fiara Mazda, taksiborosy iray no nilaozan’ny frein, teo amin’ny fidinana hidina ny kaominina...
View ArticleMaika handova be : novonoin’ny zanany vavy sy ny vinantolahiny ilay ramatoabe
Telo taona taty aoriana vao hita faty, ary izay koa vao fantatra ny namono ny renim-pianakaviana iray 62 taona, tany Analavory. Voalazan’ny polisy fa ny zanany vavy sy ny vinantolahin-dramatoabe ihany...
View ArticleToamasina : olona 5 maty voapoizina
Mihorohoro tanteraka ny ankamaroan’ny mponina ao Toamasina, satria mahazo vahana indray ny fanampoizinana sy ny famosaviana amin’izao fotoana izao. Olona dimy hatreto no efa maty vokatr’izany, araka ny...
View Article