Fanafihana teny Antanety Avaratra: jiolahy iray nidoboka eny amin’ny fonjan’i...
Nidoboka eny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy ny jiolahy iray isan’ireo tompon’antoka tamin’ny fanafihana mitam-piadiana teny Antanety Avaratra, ny zoma 7 jona 2019 alina teo. Araka ny fampitam-baovao avy...
View Article67ha: jiolahy mamo, tratra teo am-panendahana
Jiolahy iray voasambotry ny polisy avy ao amin’ny CSP7 67 ha, ny alatsinain’ny pentekosta teo noho ny resaka harom-paosy. Raha ny tatitra nampitain’ny polisy, niaraka nisotrosotro tamin’ny namany ity...
View ArticleAnkirihiry: lehilahy nahatrarana rongony 50 kg
Saron’ireo polisy nanao fisafoana teo amin’ny “check point” Ankirihiry Toamasina, ny asabotsy 8 jona 2019 tamin’ny 11 ora alina ny lehilahy iray nandeha Bajaj niaraka tamin’ny rongony milanja 50 kg...
View ArticleHosoka sy fisolokiana tao amin’ny OMIT: nidoboka am-ponja ireo olona efatra...
Araka ny loharanom-baovao, notanana am-ponja vonjimaika (MD) any Toliary taorian’ny niakarany fitsarana tany an-toerana, ny 6 jona teo ireo olona efatra ahina ho nanodinkodina volabe hatrany amin’ny...
View ArticleTsarafaritra –Tsimbazaza: napoaka ilay vato 5 taonina
Notontosaina omaly ny fanapoahana ilay vatobe milanja 5 taonina, teny amin’ny fokontany Tsarafaritra Tsimbazaza. Omaly maraina, tamin’ny 7 ora, no nanomboka niasa teny an-toerana ny tompon’andraikitra...
View ArticleFanamboaran-dalana eto an-dRenivohitra: mampikaika ny maro ny fitohanan’ny...
Vao maraina, nitandahatra ny fiara miala avy eo Analamahitsy ho aty Ankorondrano na Ambohimanarina. Raha amin’ny andavanandro, ora iray raha be indrindra no hamitana ny lalana Analamahitsy –Antanimena....
View ArticleFananan-tany: mahaliana ny fampahafantarana ny asan’ny « topographe »
“Mbola maro no tsy mahalala ny tena asan’ny “topographe” sy ireo fitaovana ampiasaina amin’izany”, hoy Ratiarison Saddà Eric, filohan’ny fikambanan’ny mpianatra nivoaka ho injeniera “topographe”,...
View ArticleTsy nisy nangalatra fa nitsoaka ny ray aman-dreniny: hita ireo ankizilahy...
Soa ihany! Hita, omaly maraina amin’ny faritra Dorodosy akaikin’Alasora, ireo ankizilahy telo namoahana ”Ombay mitady”, nampisahotaka ny ray aman-dreny satria nahina ho hala-jaza. Voalazan’ny tatitra...
View ArticleOpération de pacification: 34 militaires placés sous MD
Une trentaine de militaires ayant commis des exactions depuis le début de l’opération de pacification, sont remises entre les mains de la justice, en dehors des mesures disciplinaires prévues à cet...
View ArticleCirculation: grève des charretiers d’Anosibe
Les charretiers et les tireurs de pousse-pousse ont fait savoir leur mécontentement hier, à Anosibe vis-à-vis de l’application des nouveaux horaires de circulation. Une mesure qui n’a pas été du goût...
View ArticleParc National de Bemaraha: MNP combat l’insécurité
Madagascar national Parks (MNP), en tant que gestionnaire du Parc national de Bemaraha, ne cesse de manifester son engagement pour contribuer au développement des villages environnants. Dans ce cadre,...
View ArticleTerrain borné à Itaosy: les riverains s’opposent
Une association cultuelle, munie d’une prescription acquisitive, a borné hier, un terrain dans le fokontany Akany Sambatra, au sein même de la Cité des assureurs Itaosy. Une délimitation qui a fait...
View ArticleAdministration fiscale: Madagascar au séminaire de Kenya
La volonté de changement se manifeste dans les différents domaines concernant le développement de Madagascar actuellement. Le pays a participé au séminaire des Nations unies sur l’Objectif du...
View ArticleVaccination contre la rougeole: à l’heur de l’évaluation
Une enquête sur la dernière campagne de vaccination contre la rougeole vient d’être lancée dans les 114 districts sanitaires, couvrant l’ensemble du pays, sur financement de l’OMS. Ces collectes...
View ArticlePentekosta tao Toamasina: olona 73 naiditra hopitaly, 2 namoy ny ainy
Fety tsy ialana loza! Ho an’ny tao an-drenivohitry ny faritra Atsinanana, nahatratra 113 ny fizaham-pahasalamana nandalo tao amin’ny Hopitalibe Toamasina ka ny 73 amin’ireo, tsy maintsy naiditra...
View ArticleKaomadin’ny hery an-dranomasina: tafapetraka ny amiraly Vaohavy A
Lanonana ara-miaramila famindram-pibaikoana efatra sosona no indray tontosa ny herinandro teo tao amin’ny kianjan’ny Fahaleovantena, tanànan’Antsiranana. Lanonana notarihin’ny lehiben’ny Etamazaoro...
View ArticleArivonimamo: MD ny tovolahy iray nanolana ramatoa 49 taona
Io indray koa! Nidoboka am-ponja (MD) rehefa avy natolotra ny fampanoavana, ny talata teo, ny tovolahy iray vao 18 taona. Araka ny fanazavan’ny polisy, nosamborin’ny polisy tao Arivonimamo izy noho ity...
View ArticleAndapa: tafapetraka ny kaompanian’ny zandary
Fotodrafitrasa telo sosona no notokanana tao amin’ny fari-piadidian’ny zandarimariam-pirenena Atsiranana tao amin’ny kaominina Farahalana Sambava. Trano fanampiny honenan’ireo zandary ao amin’ny poste...
View ArticleFampitaovan’ny MNP – Bekopaka: nihena ny tsy fandriampahalemana
Efa nihena ny tsy fandriampahalemana ao amin’ny kaominina Bekopaka, distrikan’Antsalova, araka vaovao nalefan’ny lehiben’ny distrika ao an-toerana, i Madina Francice Emilien. Misy ny hetsika sy ny...
View ArticleFokontany Akany sambatra Itaosy: toherin’ny fokonolona ny fakàna tsy...
Vory lanona ny mponina eny amin’ny fokontany Akany sambatra, kaominina Andranonahoatra, omaly maraina, rehefa nandray filazana fa hisy ny fametrahana « borne » amin’ny tany iray, voalaza fa an’ny...
View Article